Hudební video

Nabízeno v

Kredity

PERFORMING ARTISTS
Mahaleo
Mahaleo
Performer
COMPOSITION & LYRICS
Rakotobe Andrianabela
Rakotobe Andrianabela
Composer
Honoré Augustin Rabekoto
Honoré Augustin Rabekoto
Songwriter

Texty

Efa ela aho no niandry izao andro izao Hatrizay aho tsy tafandry fa nitalaho Zava-poana e ny miaina Maizin-dalana aho raha toa ka tsy eo ianao Efa ela aho no naniry ny tananao Mba hamihina ny ahy eo an-tratranao Zava-poana e ny miaina Zovy no antenaina raha tsy eo ianao? Ao avokoa ireo mety hampisaraka Ao avokoa ireo mety hampivarina Ny fitia izay niombonana Efa ela aho no naniry hiaraka aminao Hadinoy ary ny lasa raha vitanao Zava-poana e ny rehetra Zaza very aho raha toa ka tsy eo ianao Efa ela loatra izao ka matokia Aiza re ny lalanao, andao hiara-dia N'aiza n'aiza halehantsika Hiara-hifampitantana izaho sy ianao La la la...
Writer(s): Honoré Augustin Rabekoto, Rakotobe Andrianabela Lyrics powered by www.musixmatch.com
instagramSharePathic_arrow_out