album cover
Anilanao
Music
Anilanao est sorti le 15 août 2021 par Independent dans le cadre de l'album Nebula
album cover
AlbumNebula
Date de sortie15 août 2021
LabelIndependent
Qualité mélodique
Acoustique
Valence
Dansabilité
Énergie
BPM

Clip vidéo

Clip vidéo

Crédits

Paroles

Ny lasako rehetra
Dia nampisehonao tokoa
Fa Ianao ry Tompoko no teo akaikiko
Na taiza aho na taiza
Na oviana na oviana
Dia indro Ianao teo anilako
Fa hafa ihany ny eo anilanao
Tsy ory zava-tsoa fa eo Ianao
Anilanao, anilanao
Ny lasako rehetra
Dia nampisehonao tokoa
Fa Ianao ry Tompoko no teo akaikiko
Na taiza aho na taiza
Na oviana na oviana
Dia indro Ianao teo anilako
Fa hafa ihany ny eo anilanao
Tsy ory zava-tsoa fa eo Ianao
Anilanao, anilanao aho
Anilanao no mahatsara ahy
Anilanao tsy mampanahy
Satria Ianao mihazona ahy
Anilanao no mahatsara ahy
Anilanao tsy mampanahy
Satria Ianao mihazona ahy
Ny hoaviko rehetra
Dia antenaiko Anao tokoa
Fa Ianao Jesoa no eo anilako
Na ho aiza na ho aiza
Na oviana na oviana
Dia mahatoky aho fa eo anilanao
Fa hafa ihany ny eo anilanao
Tsy ory zava-tsoa fa eo Ianao
Anilanao, anilanao aho
Anilanao no mahatsara ahy
Anilanao tsy mampanahy
Satria Ianao mihazona ahy
Anilanao no mahatsara ahy
Anilanao tsy mampanahy
Satria Ianao mihazona ahy
Fa hafa ihany, tsy ory zava-tsoa fa eo Ianao
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...