album cover
Namana
Music
Namana est sorti le 15 août 2021 par Independent dans le cadre de l'album Nebula
album cover
AlbumNebula
Date de sortie15 août 2021
LabelIndependent
Qualité mélodique
Acoustique
Valence
Dansabilité
Énergie
BPM100

Clip vidéo

Clip vidéo

Crédits

Paroles

Tamin'izay andro izay
Dia nitanondrika aho
Nitanondrika aho fa irery
Nitanondrika aho fa very
Tsy nisy olona nijery aho
Nirenireny teny aho, irery aho
Tamin'izay andro izay
Dia nitanondrika aho
Nitanondrika aho fa irery
Nitanondrika aho fa very
Tsy nisy olona nijery aho
Nirenireny teny aho, irery aho
Dia iny Ianao fa tonga nampitraka ahy
Iny Ianao fa tonga nampahery ahy
Nilaza tamiko fa eo Ianao Jesoa
Iny Ianao fa tonga mba hamonjy ahy
Iny Ianao fa tonga mba hamafa ny ranomasoko
Teo amin'ilay famoizam-po
No tonga Ianao Jesoa
Dia natsotranao ny tananao mba ho fanomjena ahy
Ny fotoanako rehetra very tsy nahitako Anao
Hay Jesoa akaiky ombieny ombieny
Tsy mandao ahy Ianao
Teo amin'ilay famoizam-po
No tonga Ianao Jesoa
Dia natsotranao ny tananao mba ho fanomjena ahy
Ny fotoanako rehetra very tsy nahitako Anao
Hay Jesoa akaiky ombieny ombieny
Tsy mandao ahy Ianao
Dia iny Ianao fa tonga nampitraka ahy
Iny Ianao fa tonga nampahery ahy
Nilaza tamiko fa eo Ianao Jesoa
Iny Ianao fa tonga mba hamonjy ahy
Iny Ianao fa tonga mba hamafa ny ranomasoko
Ianao Jesoa ilay tsy nandao ahy
Tamin'ny ady saotra, olana mamay
Tanana ankavanako, ilay namonjy ahy
Ianao no aroko ho mandrakizay
Izy ilay namanao
Izy ilay tia anao
Jeso maty noho ny aminao
Satria Izy tia anao
Izy ilay namanao
Izy ilay tia anao
Jeso maty noho ny aminao
Satria Izy tia anao
Dia iny Ianao fa tonga mba hamonjy ahy
Iny Ianao fa tonga mba hamafa ny ranomasoko
Tamin'izay andro izay
Oh oh oh
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...