album cover
Aza Manahy
1
Music
Aza Manahy est sorti le 15 août 2021 par Independent dans le cadre de l'album Nebula
album cover
AlbumNebula
Date de sortie15 août 2021
LabelIndependent
Qualité mélodique
Acoustique
Valence
Dansabilité
Énergie
BPM144

Clip vidéo

Clip vidéo

Crédits

Paroles

Teo ianao dia nidaraboka
Fa nisedra ady mamay
Saika resy tsy nahatraka akory
Fa nitambotsitra teo re
Nahita anao nitanondrika
Nanganohano niondrika
Ianao toa tsy mirana
Ny sainao toa sahirana
Aza manahy intsony
Fa mijery anao ny masony
Fa ianao anie ka tiany
Tadidio f'ianao tsy foiny
Ka aza matahotra
Fa Izy efa manokatra
Lalana ho anao, aza manahy
Tomany foana no niainanao
Be ny fahoriana nandalovanao
Tahotra sy ireo ahiahy
Tsy misy tsy ao aminao
Nahita anao nitanondrika
Nanganohano niondrika
Ianao toa tsy mirana
Ny sainao toa sahirana
Aza manahy intsony
Fa mijery anao ny masony
Fa ianao anie ka tiany
Tadidio f'ianao tsy foiny
Ka aza matahotra
Fa Izy efa manokatra
Lalana ho anao, aza manahy
Aza manahy intsony
Fa mijery anao ny masony
Fa ianao anie ka tiany
Tadidio f'ianao tsy foiny
Ka aza matahotra
Fa Izy efa manokatra
Lalana ho anao, aza manahy
N'inona ady sedrainao
Dia mahatokia f'Izy miady ho anao
Manana Ray be fitia
Ianao, ianao aza manahy
Ka aza matahotra
Fa Izy efa manokatra
Lalana ho anao, aza manahy
Lalana ho anao, aza manahy
Lalana ho anao
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...