album cover
Ampy Izay
3
Music
Ampy Izay est sorti le 15 août 2021 par Independent dans le cadre de l'album Nebula
album cover
AlbumNebula
Date de sortie15 août 2021
LabelIndependent
Qualité mélodique
Acoustique
Valence
Dansabilité
Énergie
BPM130

Crédits

Paroles

Raha jereko ny lasako
Dia toa ota nameno ahy
Raha dinihako ny tany aloha
Dia toa tsy mendrika aho
F'ankehitriny tsapako tokoa
Fa Ianao ilay mpamindra fo
Tsy te hitodika intsony aho
Fa ho any Aminao
Ampy izay ireo ditra fanao hatrizay
Ireo ota tsy nahamendrika ahy
Fa hiova e, fa hiova aho ho Anao e
Ampy izay ireo ditra fanao hatrizay
Ireo ota tsy nahamendrika ahy
Fa hiova e, fa hiova aho ho Anao e
Hiova aho ho Anao
Raha jereko ny lasako
Dia toa ota nameno ahy
Raha dinihako ny tany aloha
Dia toa tsy mendrika aho
F'ankehitriny tsapako tokoa
Fa Ianao ilay mpamindra fo
Tsy te hitodika intsony aho
Fa ho any Aminao
Ampy izay ireo ditra fanao hatrizay
Ireo ota tsy nahamendrika ahy
Fa hiova e, fa hiova aho ho Anao e
Ampy izay ireo ditra fanao hatrizay
Ireo ota tsy nahamendrika ahy
Fa hiova e, fa hiova aho ho Anao e
Fa ampy izay ireo hadalana taloha
Hiverina aho ho Aminao
Fa ampy izay ireo hadalana taloha
Hiverina aho ho Aminao
Fa ampy izay ireo hadalana taloha
Hiverina aho ho Aminao
Fa ampy izay ireo hadalana taloha
Hiverina aho ho Aminao
F'ankehitriny tsapako tokoa
Fa Ianao ilay mpamindra fo
Tsy te hitodika intsony aho
Fa ho any Aminao
Ampy izay ireo ditra fanao hatrizay
Ireo ota tsy nahamendrika ahy
Fa hiova e, fa hiova aho ho Anao e
Ampy izay ireo ditra fanao hatrizay
Ireo ota tsy nahamendrika ahy
Fa hiova e, fa hiova aho ho Anao e
Ampy izay ireo ditra fanao hatrizay
Ireo ota tsy nahamendrika ahy
Fa hiova e, fa hiova aho ho Anao e
Fa ampy izay ireo hadalana taloha
Hiverina aho ho Aminao
Ampy izay
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...