Clip vidéo

MANTA VARY Mahaleo Live @ Olympia
Regarder le vidéoclip de {trackName} par {artistName}

Apparaît dans

Crédits

INTERPRÉTATION
Mahaleo
Mahaleo
Interprète
COMPOSITION ET PAROLES
Rakotobe Andrianabela
Rakotobe Andrianabela
Paroles/Composition

Paroles

Lasa ny mamba dia misosoka ny voay Tsy hanary lamba raha very olon'iray Na solaina aza mety maniry ny volo Raha ianao no lasa ve dia tsy hisy hisolo? Indray mandeha no manta vary Sanatria tsy handevi-tsotrobe Tsy hataoko hankarary fa voa mainka izaho hihomehy Mandehana soava-dia re ry anona Fa ny aty tsy mitana izay malaina hijanona o! Mamy ny fary nefa ny faikany harora Fa fitia tsy hanjary harorako mora Fa io aizina io mbola hody hazavana Raha hafoinao aho anio ampitso hahita hafanana Indray mandeha no manta vary Sanatria tsy handevi-tsotrobe Tsy hataoko hankarary fa voa mainka izaho hihomehy Mandehana soava-dia re ry anona Fa ny aty tsy mitana izay malaina hijanona o!
Writer(s): Rakotobe Andrianabela Lyrics powered by www.musixmatch.com
instagramSharePathic_arrow_out