album cover
TSOFIRANO
2
Music
TSOFIRANO è stato pubblicato il 11 febbraio 2025 da Moon Entertainment come parte dell'album Café
album cover
AlbumCafé
Data di uscita11 febbraio 2025
EtichettaMoon Entertainment
Melodicità
Acousticità
Valence
Ballabilità
Energia
BPM96

Testi

Mama tsofirano zaho.
Fa handeha hitady zanakanao.
Fianako tsy hivoatra koa zaho midoko aketo antanagna.
Oh Mila tsodrano zaho.
Efa Nahavita anao.
Namianao zay misy aminao.
Fitiavagna tsy ary banga.
Zaza tsara taiza zaho.
Andro araiky anao tsy maintsy amiako valy babiagna.
Angatahako amin-Zagnahary, anao ho Salama.
L’hera zaho tafita izay fagnirianao tsy maintsy tanteraiko.
Masoandroko anao mama.
Ah yeah hmmm!
Ah yeah hmmm!
Oh Mama!
Ah yeah hmmm!
Ah yeah hmmm!
Oh Mama!
Ah yeah hmmm!
Ah yeah hmmm!
Oh mama, mama
Mama tsofirano zaho.
Zaho tsy anakanao tsy hitomagny.
Sady tsy hivolagna anao aza magnahy.
Haiko fa fondreny ninao.
Tebiteby tsy hiala aminao.
Anao roh nahavita mama.
Namianao elatra zaho.
Lehibe zaho mama.
Aveleo agnebagna.
Zaza tsara taiza zaho.
Andro araiky anao tsy maintsy amiako valy babiagna.
Angatahako amin-Zagnahary, anao ho Salama.
L’hera zaho tafita izay fagnirianao tsy maintsy tanteraiko.
Masoandroko anao mama.
Ah yeah hmmm!
Ah yeah hmmm!
Oh Mama!
Ah yeah hmmm!
Ah yeah hmmm!
Oh Mama!
Ah yeah hmmm!
Ah yeah hmmm!
Oh mama, mama
Mama tsofirano zaho.
Written by: Stephane Angelo Aimé Rajaonaivo, Vianney Bibianna Randrianarison
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...