album cover
TSOFIRANO
2
Music
TSOFIRANO werd uitgebracht op 11 februari 2025 door Moon Entertainment als onderdeel van het album Café
album cover
AlbumCafé
Releasedatum11 februari 2025
LabelMoon Entertainment
Melodische kwaliteit
Akoestiek
Valence
Dansbaarheid
Energie
BPM96

Songteksten

Mama tsofirano zaho.
Fa handeha hitady zanakanao.
Fianako tsy hivoatra koa zaho midoko aketo antanagna.
Oh Mila tsodrano zaho.
Efa Nahavita anao.
Namianao zay misy aminao.
Fitiavagna tsy ary banga.
Zaza tsara taiza zaho.
Andro araiky anao tsy maintsy amiako valy babiagna.
Angatahako amin-Zagnahary, anao ho Salama.
L’hera zaho tafita izay fagnirianao tsy maintsy tanteraiko.
Masoandroko anao mama.
Ah yeah hmmm!
Ah yeah hmmm!
Oh Mama!
Ah yeah hmmm!
Ah yeah hmmm!
Oh Mama!
Ah yeah hmmm!
Ah yeah hmmm!
Oh mama, mama
Mama tsofirano zaho.
Zaho tsy anakanao tsy hitomagny.
Sady tsy hivolagna anao aza magnahy.
Haiko fa fondreny ninao.
Tebiteby tsy hiala aminao.
Anao roh nahavita mama.
Namianao elatra zaho.
Lehibe zaho mama.
Aveleo agnebagna.
Zaza tsara taiza zaho.
Andro araiky anao tsy maintsy amiako valy babiagna.
Angatahako amin-Zagnahary, anao ho Salama.
L’hera zaho tafita izay fagnirianao tsy maintsy tanteraiko.
Masoandroko anao mama.
Ah yeah hmmm!
Ah yeah hmmm!
Oh Mama!
Ah yeah hmmm!
Ah yeah hmmm!
Oh Mama!
Ah yeah hmmm!
Ah yeah hmmm!
Oh mama, mama
Mama tsofirano zaho.
Written by: Stephane Angelo Aimé Rajaonaivo, Vianney Bibianna Randrianarison
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...