album cover
Madirovalo
193
World
Madirovalo was released on January 23, 1996 by Laterit productions as a part of the album Mahaleo en concert
album cover
Release DateJanuary 23, 1996
LabelLaterit productions
Melodicness
Acousticness
Valence
Danceability
Energy
BPM132

Music Video

Music Video

Credits

PERFORMING ARTISTS
Mahaleo
Mahaleo
Performer
Famantanantsoa Rajaonarison
Famantanantsoa Rajaonarison
Lead Vocals
COMPOSITION & LYRICS
Mahaleo
Mahaleo
Songwriter

Lyrics

Nalefa stage toa madirovalo ny mpianatrin'ny universite
Nalefa stage izy ireo handinika ny zavamisy an
Maromaro ireo zava-misy hitan dry zareo toa Madirovalo
Anisan'izany tantaran'i Hadamalandy iiii
Tantara marina izany ry leroniannn
Misy biby tsy azo jerana ary izay mahita tsy mahazo manambara
Biby be agamba biby lava ao anaty honahona feno bararataaa
Nisy vahiny valovotaka efa mpaka bararata
tsy naharitra fa nitantara tamin'ny olonoooo
Ny toerana nisy ilay biby
Niharandoza hoaho ny vady aman-janany iiii
Izany ny zombanan'Helo be,
Loharano madio manondraka ilay honahona
Ilay toerana fady annnn
Izany ny zombanan'Helo be
Loharano madio manondraka ilay honahona
Ilay toerana fady annnn
Nananana nanana nana
Nananana nanana
Mizara roa ary ny fitondrana ao @ firaisan'ny Madirovalo
Mizara roa izy ireo kanefa samy mitondra vahoakaaa
Ny iray fitondram-panjakana izay etin'ny lehibe ny firaisana
Ny faharoa dia ny fitondran'ny Razana
Ka i Hadamalandy no mitondra an'izany annnn
Izany no tromban'i Madirovalo any Ambato Boeny ihhh,
Tromba mitondra vahoaka sady tromba hoetim-bahoka
Izany no tromban'i Madirovalo any Ambato Boeny
Tromba mitondra vahoaka sady tromba hoetim-bahoka
Nananana nanana nana
I Hadamalandy dia Mpanjaka mena, Taranak'ireo Mpanjaka taloha
izy no Ray aman-dRenin'ny tana, mitantana ny fomban-drazana
Ireo mpianatra avy, avy any Oniversite
Tsy naharitra fa nangatam-pitahiana sy tso-drano Iadamalandy
Tao anaty zomba no nanaovan'izany
Izany no zombanan'Helo be
Fangataham-pitahina fanahin'ireo Razam-be
No mipetraka ao annn
Izany no zombanan'Helo be
Fangataham-pitahina fanahin'ireo Razam-be
No mbola mitahy annn
Nananana
Nalefa stage toa madirovalo ny mpianatrin'ny Oniversite
Nalefa stage izy ireo handinika ny zavamisy an
Maromaro ireo zava-misy hitan dry zareo toa Madirovalo
Anisan'izany tantaran'i Hadamalandy iiii
Tantara marina izany ry lerony annn
Written by: Famantanantsoa Rajaonarison
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...