album cover
TSOFIRANO
2
Music
TSOFIRANO 由 Moon Entertainment 于 2025年2月11日 发行,作为专辑“Café”的一部分。
album cover
专辑Café
发行日期2025年2月11日
唱片公司Moon Entertainment
旋律性
不插电
Valence
舞蹈性
能量
BPM96

音乐视频

音乐视频

歌词

Mama tsofirano zaho.
Fa handeha hitady zanakanao.
Fianako tsy hivoatra koa zaho midoko aketo antanagna.
Oh Mila tsodrano zaho.
Efa Nahavita anao.
Namianao zay misy aminao.
Fitiavagna tsy ary banga.
Zaza tsara taiza zaho.
Andro araiky anao tsy maintsy amiako valy babiagna.
Angatahako amin-Zagnahary, anao ho Salama.
L’hera zaho tafita izay fagnirianao tsy maintsy tanteraiko.
Masoandroko anao mama.
Ah yeah hmmm!
Ah yeah hmmm!
Oh Mama!
Ah yeah hmmm!
Ah yeah hmmm!
Oh Mama!
Ah yeah hmmm!
Ah yeah hmmm!
Oh mama, mama
Mama tsofirano zaho.
Zaho tsy anakanao tsy hitomagny.
Sady tsy hivolagna anao aza magnahy.
Haiko fa fondreny ninao.
Tebiteby tsy hiala aminao.
Anao roh nahavita mama.
Namianao elatra zaho.
Lehibe zaho mama.
Aveleo agnebagna.
Zaza tsara taiza zaho.
Andro araiky anao tsy maintsy amiako valy babiagna.
Angatahako amin-Zagnahary, anao ho Salama.
L’hera zaho tafita izay fagnirianao tsy maintsy tanteraiko.
Masoandroko anao mama.
Ah yeah hmmm!
Ah yeah hmmm!
Oh Mama!
Ah yeah hmmm!
Ah yeah hmmm!
Oh Mama!
Ah yeah hmmm!
Ah yeah hmmm!
Oh mama, mama
Mama tsofirano zaho.
Written by: Stephane Angelo Aimé Rajaonaivo, Vianney Bibianna Randrianarison
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...