album cover
TSOFIRANO
2
Music
TSOFIRANO 由 Moon Entertainment 於 2025年2月11日發行,收錄於專輯《Café》中
album cover
專輯Café
發行日期2025年2月11日
標籤Moon Entertainment
旋律
原聲音質
Valence
節奏感
輕快
BPM96

音樂影片

音樂影片

歌詞

Mama tsofirano zaho.
Fa handeha hitady zanakanao.
Fianako tsy hivoatra koa zaho midoko aketo antanagna.
Oh Mila tsodrano zaho.
Efa Nahavita anao.
Namianao zay misy aminao.
Fitiavagna tsy ary banga.
Zaza tsara taiza zaho.
Andro araiky anao tsy maintsy amiako valy babiagna.
Angatahako amin-Zagnahary, anao ho Salama.
L’hera zaho tafita izay fagnirianao tsy maintsy tanteraiko.
Masoandroko anao mama.
Ah yeah hmmm!
Ah yeah hmmm!
Oh Mama!
Ah yeah hmmm!
Ah yeah hmmm!
Oh Mama!
Ah yeah hmmm!
Ah yeah hmmm!
Oh mama, mama
Mama tsofirano zaho.
Zaho tsy anakanao tsy hitomagny.
Sady tsy hivolagna anao aza magnahy.
Haiko fa fondreny ninao.
Tebiteby tsy hiala aminao.
Anao roh nahavita mama.
Namianao elatra zaho.
Lehibe zaho mama.
Aveleo agnebagna.
Zaza tsara taiza zaho.
Andro araiky anao tsy maintsy amiako valy babiagna.
Angatahako amin-Zagnahary, anao ho Salama.
L’hera zaho tafita izay fagnirianao tsy maintsy tanteraiko.
Masoandroko anao mama.
Ah yeah hmmm!
Ah yeah hmmm!
Oh Mama!
Ah yeah hmmm!
Ah yeah hmmm!
Oh Mama!
Ah yeah hmmm!
Ah yeah hmmm!
Oh mama, mama
Mama tsofirano zaho.
Written by: Stephanie Angelo Aimé Rajaonaivo, Vianney Bibianna Randrianarison
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...