Lyrics

Mba tiako feregnesanao fa zaho love a! (Uhhmm yeah oo) Fa ela niembenako anao hiova Vandivandy avao tsy misy farany e, Anao nahita soa meva Fiainatsika tianao stopé'va Tsy mahafolak' anao vasa zalahe Mandefitry avao fe tsy manahy e Narirariranao zaho oh (te quiero te quiero) Ndre hitsakitsahinao isan'andro oh (te quiero te quiero) Na te hiala anao Jarina an Ny anaranao fa anaty ra (Oh Jarina, Oooh Jarina), Mombamomba anao Jarina an Tsy anaty fo fa anaty fanahy (Uhhmm yeah oo) Anao fona ninahy no joker, joker, joker Anao foana no joker, joker, joker Anao fona ninahy no joker, joker, joker Anao foana no joker, joker, joker Mamany e, mamany e, mandiniha (mandiniha koahy mamany e) Fa ty anaovanao ahy isan'andro Efa mampahia fa tsy volany e, Maga reo fa mikizaka e Mpankahala ahy reo fa mitsinjaka e Fa zaho tsy hisitaka e Fa reveko m'lay na mwawawa Narirariranao zaho oh (te quiero te quiero) Ndre hitsakitsahinao isan'andro oh (te quiero te quiero) Na te hiala anao Jarina an Ny anaranao fa anaty ra (Oh Jarina, Oooh Jarina) Mombamomba anao Jarina an Tsy anaty fo fa anaty fanahy (Uhhmm yeah oo) Anao fona ninahy no joker, joker, joker Anao foana no joker, joker, joker Anao fona ninahy no joker, joker, joker Anao foana no joker, joker, joker Na te hiala anao Jarina an Ny anaranao fa anaty ra (Oh Jarina, Oooh Jarina) Mombamomba anao Jarina an Tsy anaty fo fa anaty fanahy (Uhhmm yeah oo) Anao fona ninahy no joker, joker, joker Anao foana no joker, joker, joker Anao fona ninahy no joker, joker, joker Anao foana no joker, joker, joker Na te hiala anao Jarina an Ny anaranao fa anaty ra (Oh Jarina, Oooh Jarina) Mombamomba anao Jarina an Tsy anaty fo fa anaty fanahy (Oh Jarina, Oooh Jarina) Na te hiala anao Jarina an Ny anaranao fa anaty ra (Oh Jarina, Oooh Jarina) Mombamomba anao Jarina an Tsy anaty fo fa anaty fanahy (Oh Jarina, Oooh Jarina) Tsy anaty fo fa anaty fanahy Oh Jarina fainako tiako o (Oooh Jarina)
Writer(s): Befiana Music Lyrics powered by www.musixmatch.com
instagramSharePathic_arrow_out