Musikvideo

Vorgestellt in

Credits

PERFORMING ARTISTS
Mahaleo
Mahaleo
Performer
COMPOSITION & LYRICS
Honoré Augustin Rabekoto
Honoré Augustin Rabekoto
Songwriter

Songtexte

Raha mba niainga e!! Raha mba niainga tany aminay izahay e!! Dia voatso-drano e! Voatsodranon'ny Ray aman-dReny izahay A! ka mahaleova a! Maleova sy malasana ianareo A! ka mahaleova a! Maleova sy malasana ianareo A! ka jereo tsara e! Jereo tsara ny làlana alehanareo e! A! ka jereo tsara e! Jereo tsara ny làlana alehanareo e! A! ka misy ireo namana a! Misy ireo fitaka efa miandry anareo e! A! ka misy ireo fitaka a! Misy ireo fitaka efa miandry anareo e! A! ka tsitsio tsara e! Tsitsio tsara ny vatsy izay hoentinareo e! A! ka tsitsio tsara e! Tsitsio tsara ny vatsy izay hoentinareo e! Fa misy ireo namana Misy ireo namana mody ho namananareo Fa misy ireo namana Misy ireo namana mody ho namananareo A! ka Bon voyage e! Bon Voyage sy bon courage ianareo e A! ka Bon voyage e! Bon Voyage sy bon courage ianareo e Iao ia ia ia iaiao Bon Voyage sy bon courage ianareo e Bon Voyage sy bon courage ianareo e Iao ia ia ia iao Bon Voyage sy bon courage ianareo e Ia ia ia iao Bon Voyage sy bon courage ianareo e Ia ia ia iao Bon Voyage sy bon courage ianareo e
Writer(s): Honoré Augustin Rabekoto Lyrics powered by www.musixmatch.com
instagramSharePathic_arrow_out