album cover

Satriko

1.136Reggae2026
album cover
Satriko wurde am 8. November 2026 von Tioramar Corp. als Teil des Albums Satriko - Single veröffentlicht
Veröffentlicht8. November 2026
LabelTioramar Corp.
SpracheEnglish
BPM78
Melodizität
Akustizität
Valence
Tanzbarkeit
Energie

Songtexte

Hum hum hum hum...
La la la la la
La la la la la
La la la la la
Hum hum hum hum...
La la la la la
La la la la la
La la la la la
Tsy satrinao ve kia
Izaho manao izay revin-dry
Hony, f'aza dia manorisory ialahy
Ny làlana hodiavina
Mbola ho ela marina
Sao tsy ho tafarina eo
Tsy satrinao ve kia
Izaho manao izay revin-dry
Hony, f'aza dia manorisory ialahy
Ny làlana hodiavina
Mbola ho ela marina
Sao tsy ho tafarina eo
Satriko mahita anao lalandava
Falifaly ery miramirana ny tava
Sambatsambatr'iny
Tsy mahafoy an'ireo fahiny
Izay efa vita
Fitiavana masondriana
Fanomezan-janahary
Izaho sy ianao ilay mpivahiny
Lasa miara-dia, lasa mpifankatia
Tsy mifankafoy tsy mifanary
Hum hum hum hum...
La la la la la
La la la la la
La la la la la
Mba tiako mantsy
Ny ahy indray izao no arahana
Eto am-pelatanako ny fitiavanao
Indro ny hirako
Hitantara izay tsy voalazako
Teo anatrehanao
Mamiko sy ankafiziko
Tsy satrinao ve izany
Izaho anie tsy ho aiza fa eo ihany
Tsy satrinao ve kia
Izaho no eo anilan-dry
Eo anilan-dry
Tsy satrinao ve kia
Izaho manao izay revin-dry
Hony, f'aza dia manorisory ialahy
Ny làlana hodiavina
Mbola ho ela marina
Sao tsy ho tafarina eo
Tsy satrinao ve kia
Izaho manao izay revin-dry
Hony, f'aza dia manorisory ialahy
Ny làlana hodiavina
Mbola ho ela marina
Sao tsy ho tafarina eo
Hafa ihany hoa ilay nahazatra
Niara-nisedra, niara-nizaka
Hiala maina eo izay andrava
Fa ny aty lavalava
Satry foana hifamihana
Ampitombo ny hamamiana
Ilay fitiavan-tsika
Hafana tsy hangatsiaka
Hamiratra hanjopiaka
Dia gaga eo izay hahita
Izany nefa automatique
Fa samy love isika
Satry foana hifamihana
Ampitombo ny hamamiana
Ilay fitiavantsika
Hafana tsy hangatsiaka
Raha nanaja anao iny
Tsy ho satriko foana ve
Tsy ho satriko foana ianao
Ka miangavy anao iny
Yeah
Efa voalaza
Ireo avy amin'ny fo
Ianao nanambara
Tsy mila hafa koa
Fitiavantsika roa
Tsy ho aiko zaraina
Fa ianao ilay maminiaina
Tsy satrinao ve kia
Izaho manao izay revin-dry
Hony, f'aza dia manorisory ialahy
Ny làlana hodiavina
Mbola ho ela marina
Sao tsy ho tafarina eo
Tsy satrinao ve kia
Izaho manao izay revin-dry
Hony, f'aza dia manorisory ialahy
Ny làlana hodiavina
Mbola ho ela marina
Sao tsy ho tafarina eo
Written by: Franck Alain Loïc RAZAKARISOA, Mario Daniel Ralantoniaina, Solotiana Mirindra Joël ANDRIANARISOA

Shazam-Fußzeile

Sprache auswählen:
Google Play Store
Apple App Store
Chrome Web Store
Galaxy Store

Folge uns auf:

Loading...