album cover
Intro
2
Hip-Hop/Rap
Intro κυκλοφόρησε στις 26 Δεκεμβρίου 2025 από 9114335 Records DK ως μέρος του άλμπουμ Manantena
album cover
ΆλμπουμManantena
Ημερομηνία κυκλοφορίας26 Δεκεμβρίου 2025
Ετικέτα9114335 Records DK
ΓλώσσαEnglish
Μελωδικότητα
Ακουστικότητα
Βαλάνς
Χορευτικότητα
Ενέργεια
BPM119

Στίχοι

Maro be zay tany am départ, vitsy kely aty amin'ny arrivé
Tato am-pôsy zéro ariary, fa ny tena motivé satria ny nofinofy be de be
Ny ho lasa star tsy tanaty kajy nefa ankehitriny efa validé
Ny sedra nandalo efa be dia be, tsy nampoiziko aharava ny THT
2004 zay tanaty clan, dedicace hoan'ny Menalamba
2009 niparitaka, lalam-piainana fa hoe rava
Ny sisa tavela lasa sect ming, za sy ra ghost underground
Niala ra ghost lasa THT, THT amerigasy sound
2011 lay nkozy farao hoe ity revy ity andao asina tanjona
Ilay ni perse toa mora ihany nefa fa ra dinihana fa ny degany kay lay mtazona
2012, tsy ho vitanao, 2015 dia anay ny tanàna
Nahavita hira nanova fiainana, tsisy afatsy ianao dia tara tara
2017 zay lost, 2018 nisalasala
Samy nanana ny lohany daholo ny tao anaty tarika nanomboka nizarazara
2019 ndray ny come back, ikala jejo dia tsy manadala
2021 ataoko ampy ahy, amiko io ny hiranay faran'ny tsara
Stable ny ekipa, mbola solida, tsy mety ho lany fika, mandeha fona ny tube
Nanomboka nibahan-toerana ny adidy aman-andraikitra sy asa sns sns
Misy te andeha solo, misy te hikarakara tokan-trano
2k24 vita propagande ny reveo milay foana dia nifampitso-drano
Ankehitriny za mijoro ho solo, ambadiky ny mic za mbola mipanika
10 taona tanaty tarika raha hoe za rery ve ny manao de mety hoe mahavita
Raha mahavita ve dia mba hisy hijery?Ny zavatra ataoko ve mbola hisy ihaino
Raha hanao live za ka tsy eo ny THT, maka salle ve dia mba ahafeno
Manoloana ny mic za mbola be ego, nefa tsy mahatoky
Tena akory rehefa amoka son mamory vahoaka mampanao ecoute
Ambony lotra ny pression, mrap a resaka motivation, mpitari-bato vilambava ve?
Tata ny betsaka fa tsy ampy action
Tsy tazana firy tsony fa be ny adidy, afaka 10 taona ve hisy ahatadidy?
Ohatsaronareo ve ny dian-tanako, si jamais sphynx ny anarako
Tht ve sa manantena sa ilay taratasy nataoko hoan'ny mamako?
Ny ahatsiarovanao ana? Tsy fantatro
Ity atolotro ny rakikira, tsy tonga lafatra fa vokatry ny foko
Ny texte dia nokaloiko tsara hitondra vokan-tsoa satria za efa zoky
Henoy tsara tsarovy hoe"maro be zay teny am depart"
Vitsy kely aty am arrivé, fa mitombo ny repertoire
Mbola tsy vita fa mitohy ny tantara yo, yo
De henoy tsara yo yo
Dia natolotro milay ity hoanao yes
Dia mbola hiverina n tht fa aza manahy
Dia mbola hiverina n tht fa aza manahy
Written by: Landzatiana Cedric Rakotoarimanana
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...