Μουσικό βίντεο

Ny Lasantsika. Mahaleo
Δείτε το μουσικό βίντεο του {trackName} από {artistName}

Συντελεστές

PERFORMING ARTISTS
Mahaleo
Mahaleo
Performer
COMPOSITION & LYRICS
Rakotobe Andrianabela
Rakotobe Andrianabela
Songwriter

Στίχοι

Ny lasantsika Tsy hay hofafana Tsy mety mangatsiaka Fa tadidiko mazana Ireo safosafo Sy angolangola Namela afo Tsy mety tola Toa tsy tantin'ny saina Ny mieritreritra fa Ianao ilay nolalaina Mitampify an-tratran'olon-kafa Ny rangodrangotrao, Tratra hafa no ratrainy Ireo antsoantsonao Ny molotrao no tsenainy Izaho no namafy Ny hafa no nijinja Izao indray no niafy Fa nilaozanao nifindra Natao lamba tonta aho Natsipy toa rovi-damba Zary natontatonta, Lany tsirony angamba Tsy ilay nisolo toerana No ankahalaiko Fitia tsy azo ferana Ny fahavaloko hajaiko Fa ianao kosa Mbola antenaina Mbola tsy afa-trosa 'Zaho ve dia hiala maina
Writer(s): Rakotobe Andrianabela Lyrics powered by www.musixmatch.com
instagramSharePathic_arrow_out