album cover

Faya burning

92Music2026
album cover
Faya burning fue publicado el 20 de enero de 2026 por Vib'in records como parte del álbum Faya burning - Single
Lanzamiento20 de enero de 2026
SelloVib'in records
BPM
Melodicidad
Acústico
Valence
Bailabilidad
Energía

Letras

Tsy maintsy ataoko izay tiako
Bug up daholo aloha izay mpiondana mozika
Humm alefaso automatique
Rude boy mi-legalize androany
Yao!welcome ina di vibe ghetto youth man
Arione Joy fa tsy hoe Buju Banton
Tsofy rano aloha fa maika hisoma ambany ambany
Izay ko zanak’ondry tsy ampianari-milomano
Barbo jiaby jiaby jiaby mi-chapeau
Odiko mitapy dia midona am Poteau
Raha mila Mvola anontanio an’i Bolo
Fa tsy amina tsy amina tsy amina tsy amina
Doranay ny Babylon dia may ny setoany
Real rastaman izay dia Jah number one
Lasam-borona masonay fa tsy dizina izany
…
Doranay ny Babylon dia may ny setoany
Real rastafaray dia Jah number one
Lasam-borona masonay fa tsy dizina izany
Tamina tamina tamina tamina
DROP….
Odiko mitapy ty mec fa mampifila
Misy an’ity tik tik tok dia mody tsy mila
Izy gyal riddim normaly raha mandeha ila
Leti burn leti burn leti
Alefa miara mibalabala izay kofoboay mikifa dancehall
Fa izy ty tsy ho tapitra intsony raha tsy hoe bebl be ny album
Sôma ny Malagasy izay anaty mozikanay mi-attaque raha tsy mirevy anay elah dia fuck faya burn
Bona bona bona ny whisky
Fa mbola hafa ny toaka ny Daddy
Tsara ny miova nhy mazatra andry dia
Tsofy rano izay hi-soma anazy ity
Written by: Fetra Arivony Augustin

Pie de página de Shazam

Seleccionar idioma:
Google Play Store
Apple App Store
Chrome Web Store
Galaxy Store

Síguenos

Loading...