म्यूज़िक वीडियो

में प्रस्तुत

गाने

Raha mba fantatrao mantsy Fa ianao dia mbola mibahana anaty eritreritro Indrisy raha mba henonao mantsy F'ity foko tsy mitempo intsony toy ny taloha Toa matroka ny lokon- danitra Satria ianao 'lay kintana nanaingo ny haizina Fa amiko to lasa hafahafa Ny tsy hiantso anao intsony hoe malala Fa ho havadiko ny pejy raha sitrakao Ho hafeniko ny fery raha mety natao Fa saingy hoe ho Laingalainga laingalainga izany Tsy potika ny foko raha mety aminao Mbola hilaza koa aho hoe tsy ho tianao Fa saingy hoe ho Laingalainga Laingalainga zany Laingalainga Laingalainga Raha mba fantatrao mantsy Tsy nofafako ny sarinao Fa mbola miafina any ambadimbadika any Ilay taratasy nosoratanao Mbola misoratra ao an-dohako ao Mbola tsaroko ireny, ilay feonao Miantso ahy hoe Neny, Eny raha mba fantatrao mantsy ireny! Fa ho havadiko ny pejy raha sitrakao Ho hafeniko ny fery raha mety natao Fa saingy hoe ho Laingalainga laingalainga izany Tsy potika ny foko raha mety aminao Mbola hilaza koa aho tsy ho tianao Fa saingy ho hoe Laingalainga Laingalainga zany Ho laingalainga izany Na dia potika ny foko Fa laingalainga zany Na dia mbola mitsiky aza ny tarehako Laingalainga zany Raha mba fantatrao fa laingalainga mantsy izany Dia nandika ireo teny Bedin'ny ray aman-dreny yeah Naditra ka Ny fafiny no noraisiko eny Dia nandaingalainga teny Bedin'ny ray aman-dreny Nandaingalainga ka teo aho no raisina yeah
Writer(s): Ny Ony Razafindratandra Lyrics powered by www.musixmatch.com
instagramSharePathic_arrow_out