Dari

PERFORMING ARTISTS
Serviak
Serviak
Performer
COMPOSITION & LYRICS
Serviak
Serviak
Composer
PRODUCTION & ENGINEERING
Serviak
Serviak
Mixing Engineer

Lirik

Hey ! Kanto hasetrin'ilay lohataona
K'izahay ! Hikalo , Hifaly ,Handrato aravoana
Ka andao , hanaraka ny diako na aiza na aiza
Mba hiazo izao , 'zao faritra rehetra 'zay mbola
Tsy nolalovanao
Hey ! Atsimo atsinanana eh !
Hiarabako anao lay ry masoandro vao maraina
Hey eh ! Andrefana avaratra , faniriako hiar-ifaly
Ariva hatr-amaraina aminao
Hey hey ! Ra ho alaiko mba ho antsik'indray lay fotoana
Ny firaisankina , moa tsy ho faly va ianao ?
Ho ré feo ho rén'ny avoana
Velombelon-kira ! Rsatria rivo-baovao indray re no hitondrako anao
Tsiky hehy alin-kisa ! Tsiky hehy hey hey hey hey !!!
Hey ! Atsimo atsinanana eh !
Hiarabako anao lay ry masoandro vao maraina
Hey eh ! Andrefana avaratra , faniriako hiar-ifaly
Ariva hatr-amaraina aminao
Hey ! Atsimo atsinanana eh !
Hiarabako anao lay ry masoandro vao maraina
Hey eh ! Andrefana avaratra , faniriako hiar-ifaly
Ariva hatr-amaraina aminao
Hikalo ohh ! ,Hikalo oh !
Hikalo oh ! Hikalo oh !
Hikalo ohh ! ,Hikalo oh !
Hikalo oh ! Hikalo oh !
End
Written by: Serviak S
instagramSharePathic_arrow_out

Loading...