album cover
Tonight
album cover
Tonight è stato pubblicato il 2 settembre 2022 da Fuego Records come parte dell'album Mucho Love - EP
2 settembre 2022
EtichettaFuego Records
LinguaEnglish
BPM103
Melodicità
Acousticità
Valence
Ballabilità
Energia

Testi

Izaho sy ianao irery, anaty vaisseau
Ianao ho anah irery ohatran'ny oe pesos
Ny hafatra rehetra anaty mélo
Tonight, izaho shawty mila love
Dia raha mila anah dia ity henoina
Rehefa high, baby izaho mila anao
Mila hafananao, izaho alone
Mila anao izaho, ohatran'ny "maille" eh
Tairo fa pause ny time, yeah
Tsika "ride or die", yeah
Alright alright, yeah
Aiko mamy
Ny anilanao
Aza variana
Tiako izay mombamomba anao
Aiko mami
Izaho mila anao
Tairo aza ariana
Very aho tsisy anao iny
Baby, tonight
Moramora ny kish and moula
F'ianao no ilaiko
Dope and dollars
Izaho fa tomady, tsiky sa tomany
Izaho efa anao irery tonight
Isan'andro aho mila high
Efa aiko ianao 'lay fire
Any ambony vaisseau ny date
Any anaty "loco" ny thème
Any aminao ihany ny saiko
Vao tsisy anao izaho sick
Aiko mamy
Ny anilanao
Aza variana
Tiako izay mombamomba anao
Aiko mami
Izaho mila anao
Tairo aza ariana
Very aho tsisy anao iny
Babygirl, tsisy ahasolo anao na oviana
Babygirl, tsisy ahasolo anao izany eto
Omeo ahy ny tananao
Kozio ny dadanao
Izaho efa love
Tsy efa taiza aho no nitady anao
Ataoko tamana ao
Hainao
F'izaho ho anao
Efa iza sy iza nanary ahy
F'ianao mbola teo
Tsy nandraharaha izay lasako tany
Aiko mamy
Ny anilanao
Aza variana
Tiako izay mombamomba anao
Aiko mami
Izaho mila anao
Tairo aza ariana
Very aho tsisy anao iny
Written by: Kresnik Tommy, Njiva Rakotondriana
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...