ミュージックビデオ

ミュージックビデオ

クレジット

PERFORMING ARTISTS
The Dizzy Brains
The Dizzy Brains
Performer
COMPOSITION & LYRICS
Andrianarisoa Eddy
Andrianarisoa Eddy
Composer
Andrianarisoa Mahefa
Andrianarisoa Mahefa
Composer
Andriambelo Harinjo
Andriambelo Harinjo
Composer
RAMAMONJISOA Prudence
RAMAMONJISOA Prudence
Composer
David Christophe
David Christophe
Composer
Yann Hernot
Yann Hernot
Composer

歌詞

Natsiaro resy sy very
Namisavisa ireo fahiny
Nisotro toaka irery
Ny hatsaranao no natao hira
Ireo tsiky natao tety, ireo teny oe « Avia »
Nifanaiky isika n’y andeha
Oe hiaraka andihy, hitety ity tany ity
Andrava ny afo tsy azo aleha
Toa lainga, resaka fotsiny ihany
Kilalao oa ilay bandy e !!
Fitapitaka kay no tany
Ay anjelin’ny satana e !
Lainga, resaka fotsiny ihany
Kilalao oa ilay bandy e !
Fitapitaka kay no tany
Ay anjelin’ny satana e !
 Nitsipatsipak’irery
Nanaiky ho lavo ho an’dry
Toa sipa tsara fijery
Kay nofy atoandro mangirifiry
Sodoka aman-taonany teny
Oe anjely tsara fiteny
Nanambitamby oe « andao andeha »
Oe hiaraka andihy hitety ity tany ity
Andrava ny afo tsy azo aleha
Toa lainga, resaka fotsiny ihany
Kilalao oa ilay bandy e !!
Fitapitaka kay no tany
Ay anjelin’ny satana e !
Lainga, resaka fotsiny ihany
Kilalao oa ilay bandy e !
Fitapitaka kay no tany
Ay anjelin’ny satana e !
Written by: Andriambelo Harinjo, Andrianarisoa Eddy, Andrianarisoa Mahefa, David Christophe, RAMAMONJISOA Prudence, Yann Hernot
instagramSharePathic_arrow_out

Loading...