クレジット
PERFORMING ARTISTS
Fandresena Raharinaivo
Background Vocals
COMPOSITION & LYRICS
Fandresena Raharinaivo
Songwriter
PRODUCTION & ENGINEERING
Fandresena Raharinaivo
Mixing Engineer
MSTRY
Producer
歌詞
N'aiza n'aiza alehako, ianao no miaro ahy
Ny tananao no tantanako, 'zay omenao no zaraiko
(Zaraiko)
D'ia 'zay jeren'ny masonao no dinihako, 'zay lazainao no hifikirako
Aminao no mahatsara ahy
('Tsara ahy)
Ka n'aiza n'aiza rehefa misy anao mahatamàna
Ny atsiaka avy toa miova hafanàna
Tsy mila hafa fa enao hafa ihany
(Okeeeh)
'Reo zé mahafaly anao no tiako ahafaly ahy, 'rah ts'isy anao zah ts'isy azavàna
Ny amintsika sy ianao tsy aiko hazavaina
Oh tsy haiko Oh tsy haiko oh tsy haiko 'tô tsy haiko tô tsy haiko
Ny amintsika s'ianao tsy haiko hazavaina,
Oh tsy haiko Oh tsy haiko oh tsy haiko (mm-yeah) 'tô tsy haiko tô tsy haiko
Omeko anao ny amiko, inty aho dé raiso ho anao manontolo,
'zay tazan'ny maso mampatsiaro anao avokoa
Omeko anao ny amiko, inty aho dé raiso ho anao manontolo,
F'izay misy anao no tiako hisy ahy ho mandrakizay, ho mandrakizay
Ka n'aiza n'aiza rehefa misy anao mahatamàna (Okeeeh)
Ny atsiaka avy toa miova hafanàna
Tsy mila hafa fa enao hafa ihany
(wAh jåijah jah)
'Reo zé mahafaly anao no tiako ahafaly ahy, 'rah ts'isy anao zah ts'isy azavàna
Ny amintsika sy ianao tsy aiko hazavaina
Wui iouu wah l'é nain, wui iouuu 'zå v'o fàh
Wouin' iouh, n'enga 'ponan'y tsà, in'heri-tônah
F'in iouu zao dézao, inn iouuh nyah lé nain
wiv iouu, ts'ief ah né pà
Written by: Fandresena Raharinaivo