뮤직 비디오

가사

Mba tadidinao ve ilay lalana? Falehantsika mandeha sekoly Teo tsika ilay nampiaraka Mialohany ny tsy maintsy mody Arivariva mody masoandro Masoandron' Antananarivo Ianao ilay zatra manatitra ahy Tsy adinoko Tsiaro tsiaro ihany ireo Tsy azo afangaro Misento sisa aho raha Mba sendra aho mahatsiaro Fa toy ny arendrina taratasy o Isika sy ianao, efa May may Satria ny arendrina taratasy o Isika sy ianao efa May may Satria ny arendrina taratasy o Isika sy ianao Efa May may May may Mba tadidinao ve ilay fiainana? Ilay isika roa majentsika bus Hijanona eo Mahamasina Rehefa tsena eo alakamisy Arivariva mody masoandro Masoandron' Antananarivo Ilay tananao mamihina ahy Tsy adinoko Tsiaro tsiaro ihany ireo Tsy azo afangaro Misento sisa aho raha Mba sendra aho mahatsiaro Fa toy ny arendrina taratasy o Isika sy ianao, efa May may Satria ny arendrina taratasy o Isika sy ianao efa May may Satria ny arendrina taratasy o Isika sy ianao Efa May may May may
Writer(s): Ny Ony Razafindratandra Lyrics powered by www.musixmatch.com
instagramSharePathic_arrow_out