album cover
Fable
18
Vocal
Fable은(는) {albumName} 앨범에 수록된 곡으로 2022년 12월 23일일에 Flawless Music Entertainment에서 발매되었습니다.Fable - Single
album cover
발매일2022년 12월 23일
라벨Flawless Music Entertainment
LanguageFrench
멜로디에 강한 음악
어쿠스틱 악기 중심
발랑스
춤추기 좋은 음악
에너지
BPM129

크레딧

작곡 및 작사
CN Prod
CN Prod
작사가 겸 작곡가
Damo Beats
Damo Beats
작사가 겸 작곡가
Tahiana Andrianiaina
Tahiana Andrianiaina
작사가 겸 작곡가

가사

Sarotra ho ahy ny hanome fahatokisana
Be ny efa nomena fa namitaka
Tsy haiko hoe za ve no ratsy vintana?
Izay nianteherana namingana
Fa za manantena anao
F'enao tsy handena anà
Avelao za hino
Fa enao tsy hivadika
Za tsy manan'elatra
Fa za tsy hanary anao
Fa raha mety.. ho raisiko ny tananao
Betsaka ny sompatra raha eto an-tany
Tsika sy enao ihany no herinio
Fitiavana anaty lalao madio
Tsy hiasan'ny saiko zay efa vitanao tany
Tsy ny lasanao mintsy no hoentiko amason'reo fianakaviana
Oh malala, ianao de mahalala
Fa mahalasa adala
Rehefa enao iny le misalasala
Be Fitia fa tsy te hijaly aho
Mankarary ahy, rehefa lavitra ahy ny tsikinao
Efa hatramin'ny ela izy rehetra miseho anatiko aho
Jereko anatiny masonao
Nanjary nifandray ny anatitsika
Hoe raha mbola fahoriana tsy hitako izay dikan'zany
Na mbola hiaina anaty tomany
Fa raha mbola anilanao za eto an-tany
Ny tsiky sy ny zina tsy ho lany
Matoria eto an-tratrako
Omeko anao raha zay tokin'ny fitiavako
Tiako ny tavanao mamiratra
Zah ihany no tiako hamizana
Anao, anao
Fiainana no misy fetrany
De andao aloha alaina fy
Tsy maintsy ho aloha ilay sarany
Fa ndao aloha tsika hifankatia
Ayae
Ayae
Ayae
Ayae
Ayae
Ayae
Ayae
Ayae
Tena nampiova ana mihitsy ny fisinao
Tsisy tavela ao andohako izay rehetraretra lasako tany
Nahitsiny ny vintako dia tafandrify tamin'ny lalanao za
Enao tsy ho avelako intsony fa rehefa ana enao de ana
Ayah
Ayah hmmm
...
Written by: CN Prod, Damo Beats, Tahiana Andrianiaina
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...