album cover
SOBLESSED
album cover
SOBLESSED은(는) {albumName} 앨범에 수록된 곡으로 2025년 6월 20일일에 Fuego Records에서 발매되었습니다.SOBLESSED - Single
2025년 6월 20일
라벨Fuego Records
언어프랑스어
BPM155
멜로디에 강한 음악
어쿠스틱 악기 중심
발랑스
춤추기 좋은 음악
에너지

가사

Tsy mila love fa poches feno
Tsy nihaino anao za fonce-dé
Za sous lean nitady an'i Morphée
Zao za tsy hita, mitady ianao
Teo za tsy hitanao
Fuck izy, foko hono tiany ho indramina
Milaza mila anah izy nefa zao za tsy liana aminy
I stay focused, cause I've seen enough
Tsy nihaino anazy aho, mbola trop busy m'innove
Za tsy niandry teo akory, za tsy nanantena
Za mi-pray ny ao ambony, mba tsy alahelo
Za tsy niandry, za tsy niandry teo akory
Za mi-pray ny ao ambony
Za m'fight tsisy anao
M'fight tsisy anao za
Failles, tsita ato amin'ahy
M'find peace, you know zany
Saika tsy hita hatramin'ny aloka
Sento, tsy hitanao zany
Zao mikipy hatramin'ny masoko
Fa ny ao an-tsaiko ao zao ririnina
Very zao ny foko sy ny faniriako
Za zao tsy mahatoky, anyway
Vomay tsy matory
Reo tsy ahita soloko, anywhere
Flashbacks efa nasoriko
Fuck izy, foko hono tiany ho indramina
Milaza mila anah izy nefa zao za tsy liana aminy
I stay focused, cause I've seen enough
Tsy nihaino anazy aho, mbola trop busy m'innove
Written by: Mad Youngs, Njivaniaina Rakotondriana
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...