album cover
ATL
album cover
ATL은(는) {albumName} 앨범에 수록된 곡으로 2026년 6월 30일일에 12915615 Records DK에서 발매되었습니다.ATL - Single
2026년 6월 30일
라벨12915615 Records DK
언어English
BPM157
멜로디에 강한 음악
어쿠스틱 악기 중심
발랑스
춤추기 좋은 음악
에너지

뮤직 비디오

뮤직 비디오

가사

Allo Smaeleann fa taiza fona ela?
Hey
Mila big ice, mila mangirangirana
Mahita big ass aho lasa miramirana
De hoe kiffe-ny bitch hono aho tsy ny hirahirako
Raha zao no hitady anah bitch efa arirarirako
Mijery avy eny ambony aho, avy eny atampon'ny rihana
Ny terrain misy an'lah boy efa namanizako
Otrinona ny bavin'lah? ampina an'I maman'lisany
Dick-ko ny ambavan'ny bitchn'lah tsy ny fahamarinana
Tsisy mahatsindry anah nareo, zah tsy mifaninana (Rap syga feno hoes ****)
Omeo ny anjaranay **** zao zahay no mila mihinana
Miseo anazy ho gold otran manala hiaka (Rat, rat, rat)
Tsy izy ela tsara marihana
Fuck ny systeme sy ny mpitandro filaminana
Enculé de ta mère aty tsisy filaminana
Mody hoe miantso hoe bro nefa aveo miala hilany
Vao isa ny akama vitan'ny tanako hilany brrr
Allo Smaeleann fa taiza fona ela?
Yoh
Tsy ahoako zay tata mihodina any bitch, zah manao money
Ndry otran dumb dumb, otran ndry ndray no manamoly
Misy ny rat izay miantso hoe bro tsy votery ho akama daholo
Tsy mahafaty anay, nanamafy anay zahay commando
Nique ta mère, never broke style NBA
BBL alefany sary anah DM
ATL, Soleil efa ATL
ATL, Soleil efa ATL
Zay mivoka dope
Mozika dope
Tsy manana hafa tsy ny beat-ko aho atao cadeau
Zah hono vrai salaud
Otranah il n'y en a pas deux
Tsisy hafa tsy rate-pi ny ato anaty bateau
Ny vécus aty réel otran bala very
Ny te-pu anlah mitonana otran zaza very
Tsy kobo anaty sahouma aho bitch zah tsy zaza kely
Fumé-ko ny cali quali hoetiko ny manja kely
Mi-deal R kely ireo dia miseo hoe OG sy gérant
Ny dope amidinlah ary tsy ampafirin'zay lany
Mahita ahy tsy mikozy dia hoe resy izy, balek
Raha lisany no maty andrano mbola omeko de l'eau
Tsy ahoako zay tata mihodina any bitch, zah manao money
Ndry otran dumb dumb, otran ndry ndray no manamoly
Misy ny rat izay miantso hoe bro tsy votery ho akama daholo
Tsy mahafaty anay, nanamafy anay zahay commando
Nique ta mère, never broke style NBA
BBL alefany sary anah DM
ATL, Soleil efa ATL
ATL, Soleil efa ATL
Written by: Daryl Tolojanahary Rabary
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...