album cover
TSOFIRANO
2
Music
Utwór TSOFIRANO został wydany 11 lutego 2025 przez Moon Entertainment jako część albumu Café
album cover
AlbumCafé
Data wydania11 lutego 2025
WytwórniaMoon Entertainment
LanguageFrench
Melodyjność
Akustyczność
Valence
Taneczność
Energia
BPM96

Teledysk

Teledysk

Kredyty

PERFORMING ARTISTS
Vianney Bibianna Randrianarison
Vianney Bibianna Randrianarison
Vocals
COMPOSITION & LYRICS
Stephane Angelo Aimé Rajaonaivo
Stephane Angelo Aimé Rajaonaivo
Songwriter
Vianney Bibianna Randrianarison
Vianney Bibianna Randrianarison
Songwriter
PRODUCTION & ENGINEERING
Stephane Angelo Aimé Rajaonaivo
Stephane Angelo Aimé Rajaonaivo
Mixing Engineer
Juto Rivo
Juto Rivo
Producer

Tekst Utworu

Mama tsofirano zaho.
Fa handeha hitady zanakanao.
Fianako tsy hivoatra koa zaho midoko aketo antanagna.
Oh Mila tsodrano zaho.
Efa Nahavita anao.
Namianao zay misy aminao.
Fitiavagna tsy ary banga.
Zaza tsara taiza zaho.
Andro araiky anao tsy maintsy amiako valy babiagna.
Angatahako amin-Zagnahary, anao ho Salama.
L’hera zaho tafita izay fagnirianao tsy maintsy tanteraiko.
Masoandroko anao mama.
Ah yeah hmmm!
Ah yeah hmmm!
Oh Mama!
Ah yeah hmmm!
Ah yeah hmmm!
Oh Mama!
Ah yeah hmmm!
Ah yeah hmmm!
Oh mama, mama
Mama tsofirano zaho.
Zaho tsy anakanao tsy hitomagny.
Sady tsy hivolagna anao aza magnahy.
Haiko fa fondreny ninao.
Tebiteby tsy hiala aminao.
Anao roh nahavita mama.
Namianao elatra zaho.
Lehibe zaho mama.
Aveleo agnebagna.
Zaza tsara taiza zaho.
Andro araiky anao tsy maintsy amiako valy babiagna.
Angatahako amin-Zagnahary, anao ho Salama.
L’hera zaho tafita izay fagnirianao tsy maintsy tanteraiko.
Masoandroko anao mama.
Ah yeah hmmm!
Ah yeah hmmm!
Oh Mama!
Ah yeah hmmm!
Ah yeah hmmm!
Oh Mama!
Ah yeah hmmm!
Ah yeah hmmm!
Oh mama, mama
Mama tsofirano zaho.
Written by: Stephane Angelo Aimé Rajaonaivo, Vianney Bibianna Randrianarison
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...