Слова

Vita ny voloko Tafiditra ny hanjoko Hainareo Misy vernis ny tanako Vonona aho hivoaka androany Vonona hivoaka Tsisy miala eto ny any Tsisy mitsoaka Za rehefa eny an-dalambe Mitodika ny be sy ny maro Omeo lalanao handeha Rehefa henonao avy any ilay kiraro Kay kay kay kay kay Zany pozinay zany Kara top modely Fa tsy otrin' isandro Androany indray aho mba nanao metimety Jejo Zah ndray jejo You can call me Jejo Ikalajejo Jejo Zah ndray jejo You can call me Jejo Ikalajejo Hamanjana re zany Hamanjana re zany Hamanjana re zany Hamanjana re zany Hamanjana re zany Hamanjana re zany Hamanjana re zany Hamanjana re zany Mitoditodika ny bandy Misiotsioka ny bandy Fa raha ny masonao mijery Oh baby tsisy bedy Ny tananao tazomy any Eny alaviro any Fa izaho tsy mitady vady Hajao aho fa vehivavy Za rehefa eny an-dalambe Mitodika ny be sy ny maro Omeo lalanao handeha Rehefa henonao avy any ilay kiraro Kay kay kay kay kay Zany pozinay zany Kara top modely Fa tsy otrin' isandro Androany indray aho mba nanao metimety Jejo Zah ndray jejo You can call me Jejo Ikalajejo Jejo Zah ndray jejo You can call me Jejo Ikalajejo Hamanjana re zany Hamanjana re zany Hamanjana re zany Hamanjana re zany Hamanjana re zany Hamanjana re zany Hamanjana re zany Hamanjana re zany
Writer(s): Ny Ony Razafindratandra Lyrics powered by www.musixmatch.com
instagramSharePathic_arrow_out