album cover
Mosavy
528
Hip-Hop/Rap
Трек «Mosavy» вышел в 15 мая 2021 г. г. на альбоме «{albumName}» (лейбл «Flawless Music Entertainment»)Mosavy - Single
album cover
АльбомMosavy - Single
Дата релиза15 мая 2021 г.
ЛейблFlawless Music Entertainment
LanguageFrench
Мелодичность
Акустичность
Валанс
Танцевальность
Энергия
BPM61

Видео

Видео

Создатели

МУЗЫКА И СЛОВА
Raspo Beat
Raspo Beat
Автор песен
Tahiana Andrianiaina
Tahiana Andrianiaina
Автор песен

Слова

Gaga aho fa toa lasa tiako be zany nao
F'inana ny zavatra niseho, inona ny zava-tsy haiko?
Toa zavatra tsy takan'ny saiko mba azavao
Inona ny zava-misy
Manina aho no ohatran'zao?
Fa natao inona aho?
Mikoronana be ny saiko
Raha vao tsy miaraka sy miresaka aminao dia marary be ny aiko
Tena tsy aiko, ohatrany very saina aho
Ohatrany azon-javatra raha tsy eo ianao malaina aho
Ny anaranao no miverina eo
Na ny akamako aza indraindray efa hoe leo
Hoe vao mamoaka feo tsisy afatsy ny mombanao
Hoe za tia anao, indraindray za mi-delire anao
Feno anao hatrany anatin'ny Fb
Ny sarinao no feno hatrany anaty Pdp
Ohatrany mapme hoe za ve no lasa ohatran'izao
Tsy mandraharaha hafa intsony aho f'efa eo ianao
Tsy vao androany fa hatramin'izay niarahatsika sy enao
De ohatrany tiako ho fenoina ny tany
Ny antsika roa koa anie tsy kilalao
Sa hoe tsy izany?
Tena hoe zany, ianao ilay volamena latsaka an-tany
Vady andefimandry ianao raha misy manontany
Ianao rehefa eo anilako tsy miodina ny tany
Ohatrany zany no toa mi-delire...
Vao miheritreritra ny tavanao dia mirana
Tsy haiko intsony, sao dia asan-demony?
Natao inona ary aho? Nataonao inona ary aho ty?
Lasa tiako be nao, lasa tiako be nao
Tsy maha boto tsy maha gang fa hoe tiako be nao
Tiako ho maman'ny zaza ho ravaky ny tokatrano
Lasa tiako be nao dia za ohatrany voan'ny Mosavy e
Hatramin'izao mamon'ny fitiavanao toa tsy mety misava e
Mety voararan'ny lalàna nefa za toa miangavy
Hoe ho gadraiko anatiny foko mihitsy ianao io viavy e...
Mazana ilay Mosavinao, satria tianao ho anaty hoavinao za
Tsy ho afa-bela aminao eto intsony aho...
Mazana be ilay Mosavinao, satria tianao ho anaty hoavinao za
Tsy ho afa-bela aminao eto intsony aho...
Kemyrah You Know
Raspo Beats, gang
Mosavy e
Flawless Gang
Music
Written by: Raspo Beat, Tahiana Andrianiaina
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...