Lyrics

Tsy nety taminao ve ny atsarako? Tsy nety taminao ve lay fitafiko? Nataoko ihany zay ampifalina ano F'izavatra afa indray no nanintona anao Ndraindray to manontany tena ihany Mba inona ary no nitiavako azy iny?? Lasa adala aho ve sa nisy saina very Fa tsiaiko, tsiaiko, tsiaiko Lany fotoana eto aho ieritreritr'azy Izy efa an'olo kafa izay ny fôny Ny tena mo tia ka atao ahoana fa marary Ampy izay, ampy izay, ampy izay Fa ny aminao anao iny eee Ho ariko toy ny fako anatany ahitra Ianao iny eee Fa ny aminao anao iny eee Ra mbola iverina ngamba tsy ho isy intsony eee Fa aoka izay ny tomany Ra ny aminao angamba tsy ataoko intsony Fa avelako ianao itomany Amireo nenina ho tsapanao indray androany Mba tia anao ve izy? Mba ainy ve ny mihainao anao? Mba mihomey ve izy mijery ireo adalanao? Mba mahatadidy ve izy? Mihaino ireo ditranao? Mba mijana ve izy rehefa tsy mety ny ataonao?? Mba tia anao ve izy? Mba ainy ve ny mihainao anao? Mba mihomey ve izy mijery ireo adalanao? Sa aaah aah aaah any any Fa ny aminao anao iny eee Ho ariko toy ny fako anatany ahitra Ianao iny eee Fa ny aminao anao iny eee Ra mbola iverina ngamba tsy ho isy intsony eee Fa aoka izay ny tomany Ra ny aminao angamba tsy ataoko intsony Fa avelako ianao itomany Amireo nenina ho tsapanao indray androany Fa aoka izay ny tomany Ra ny aminao angamba tsy ataoko intsony Fa avelako ianao itomany Amireo nenina ho tsapanao indray androany Fa aoka izay ny tomany Ra ny aminao angamba tsy ataoko intsony Fa avelako ianao itomany Amireo nenina ho tsapanao indray androany Tsy nety taminao ve ny atsarako? Tsy nety taminao ve lay fitafiko? Nataoko ihany zay ampifalina ano F'izavatra afa indray no nanintona anao Ndraindray to manontany tena ihany Mba inona ary no nitiavako azy iny?? Lasa adala aho ve sa nisy saina very Fa tsiaiko, tsiaiko, tsiaiko
Writer(s): Hery Rahaingomanana Lyrics powered by www.musixmatch.com
instagramSharePathic_arrow_out