album cover
Andro Marary
345
World
Andro Marary was released on December 7, 2018 by Na Omni Production as a part of the album Masaka
album cover
AlbumMasaka
Release DateDecember 7, 2018
LabelNa Omni Production
Melodicness
Acousticness
Valence
Danceability
Energy
BPM107

Music Video

Music Video

Credits

PERFORMING ARTISTS
ALALÁ
ALALÁ
Performer
COMPOSITION & LYRICS
Andriamihanta Mandrantohery
Andriamihanta Mandrantohery
Composer
Laurie Rakotomanga
Laurie Rakotomanga
Arranger
Alice Fearne
Alice Fearne
Arranger

Lyrics

Maninona ary ianao, ô ry andro androany
No lanitra fotsy, masoandro tsisy loko
Malahelo angamba ? mitenena fa hohenoiko
Raha reraka ianao manome hafanana
Ho avy izaho sy ny hira sy ireo akama
Hanolotra tontolo an-kira
Tsiky kely monja no tianay ho asehonao
Tsy toloko fa hira, ny hafalianao mba aparitao
Amin’izao andro mangitsy, masoandro tsy misy
Tsiky kely monja no tianay ho asehonao
Tsy toloko fa hira, ny hafalianao mba aparitao
Amin’izay andro mangitsy, masoandro tsy misy
Mila vazo misimisy
Nanafatra izy fa masoandro tsy salama anio
Ingahibe ho nitantara nefa tsy angano na arirarira izy io
Mila fo mafana, revirevy sy hadalana
Nanafatra izy fa masoandro tsy salama anio
Ingahibe nitantara nefa tsy angano na arirarira izy io
Nanafatra izy fa masoandro tsy salama anio
Ingahibe nitantara nefa tsy angano na arirarira izy io
Mila fo mafana revirevy sy hadalana
Manisa telo aho dia anao no manafàna marary
Maninona ary ianao, ô ry andro androany
No lanitra fotsy, masoandro tsisy loko
Malahelo angamba ? mitenena fa hohenoiko
Raha reraka ianao manome hafanana
Ho avy izaho sy ny hira sy ireo akama
Hanolotra tontolo an-kira
Raha reraka ianao manome hafanana
Ho avy izaho sy ny hira sy ireo akama
Hanolotra tontolo an-kira
Written by: Andriamihanta Mandrantohery
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...