album cover
Fefy Tsilo
album cover
Fefy Tsilo was released on August 10, 2018 by Ivenco as a part of the album XXV
AlbumXXV
August 10, 2018
LabelIvenco
LanguageIndonesian
BPM
Melodicness
Acousticness
Valence
Danceability
Energy

Music Video

Music Video

Lyrics

FEFY TSILO
*** Refrain ***
Fefy tsilo tsy azo ihoarana
No miaro ny foko ao mba ho azy irery
Ilay fitia izay nomeny ahy
Tsy mamela ahy hitia any an-kafa indray, babony aho
Ny tenako tsy tiany ho very
Fa ho azy mandrakizay, ho doria
Ny fiainanay tsy tiany hisy fery
Fa hadio hatrany hatrany, ho lafatra
Fantany fa marobe ireo fankam-panahy ho ahy
Fahavalo n’inona n’inona antony
*** Refrain ***
Fefy tsilo tsy azo ihoarana
No miaro ny foko ao mba ho azy irery
Ilay fitia izay nomeny ahy
Tsy mamela ahy hitia any an-kafa indray, babony aho
Ny fiainanay nomeny hafanana
Tsy tsaroako akory ilay masoandro na aiza na aiza
Ny aizinay fenoiny hazavana
Hery iray namatotra ahy ny fitsikiny
Zovy moa no tsy mahalala fa ny fitiavana
Tsy ananan-kavana na inona antony
*** Refrain ***
Fefy tsilo tsy azo ihoarana
No miaro ny foko ao mba ho azy irery
Ilay fitia izay nomeny ahy
Tsy mamela ahy hitia any an-kafa indray, babony aho
Auteur / Compositeur : Elysé
Written by: Elyse
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...