album cover
V
241
Pop
V was released on May 29, 2020 by Libertalia Music as a part of the album Let's Be Happy - EP
album cover
Release DateMay 29, 2020
LabelLibertalia Music
Melodicness
Acousticness
Valence
Danceability
Energy
BPM130

Credits

PERFORMING ARTISTS
KRISTEL
KRISTEL
Performer
Jean Lamoot
Jean Lamoot
Remixer
COMPOSITION & LYRICS
Christelle Ratri
Christelle Ratri
Composer
Benkheli
Benkheli
Composer
Andry Sylvano
Andry Sylvano
Composer
PRODUCTION & ENGINEERING
Chris Athens
Chris Athens
Mastering Engineer
Jean Lamoot
Jean Lamoot
Mixing Engineer

Lyrics

Izahay vendrana ( x2 )
Izay lazainao rehetra inoanay
Revin-gadran’ialahy ekenay
Jamba sy noana ny kofboay
Ka fampanantenana paokaty
Sy balarora no nahafatifaty
Efa lako ho anay daholo izany
Fahantrana higagana eran-tany
Ny taranakay tsy tsjnjovinay
F'aleo hi-debra ohatranay
Miala izay mananatranay
Ooooooooh araraotin’ialahy indray ny bandy e
Ooooooooh sakano izay andeha (x2 )
Ref : oh oh oh oh izahay vendrana , vendrana eny ihany e ( x2 )
Oh oh oh oh voan’ialahy indray ny bandy e ( x2 )
Izahay vendrana ( x2 )
Rotsirotsin’ny teny malamany
Dia nahatoky tokoa izahay
Tsy fantanay fa kay handetikanay
Tsy kobonay fa te hamono anay
Jamban'ny arivo ( 1000 AR ) atao kaly hariva
Kay vy mahamay no valin’izay
Dia mbola manaraka ohatran’ny tôtô kely
Jamaban'ny taolana kay
Ny kaly anio anie bainina
Mbola ho tadiavina rahampitso
Ilay milliara lalaovin’ialahy io anie
Ka tsy ho hitanay mihitsy
Sa hoe mbola tsy mendrika ny hampandrosoana
Ilay toe-tsaina mbola tsy vonona
Mba lazao kely aminay eee
Ref : oh oh oh oh miandry miracle ( x3 ) foana e
Oh oh oh oh tsy mba miketrika , tsy mba mikandra fa miandry
Tolorana fotsiny eh
Oh oh oh oh dia nitsakitsahiny ( x3 ) fa donto eh
Oh oh oh oh izay vendrana foana , vendrana ihany , vendrana
Hatrany anie ramose eh
Lasa minomino foana , miteniteny foana fa tapi-dalankaleha
Mandrora mitsilany foana fa tsy mba mitsinjo izay mba ho ampitsony eh
Manary fako eran’ny tanàna , tsy mba manarak’izay lalàna
Ambany fieverana , tsy mba misaina , mandevi-tay antsalaka ianao io
Eh

Written by: Andry Sylvano, Benkheli, Christelle Ratri
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...