album cover
Any E
180
Pop
Any E was released on January 29, 2021 by Niu Raza as a part of the album Mm-Hmm
album cover
AlbumMm-Hmm
Release DateJanuary 29, 2021
LabelNiu Raza
LanguageEnglish
Melodicness
Acousticness
Valence
Danceability
Energy
BPM

Credits

PERFORMING ARTISTS
NIU RAZA
NIU RAZA
Performer
COMPOSITION & LYRICS
NIU RAZA
NIU RAZA
Songwriter

Lyrics

Lasa ianao
Lasa aloha loatra
Toa tsy mino ireo manodidina ahy
Ny vavako nanjary moana
Nofy ratsy izany hoy ny saiko
Lasa tsy nanao veloma
Dia heverinao fa dia mba mety ve izany
Ilay vaovao tampoka loatra
Ny fotoana angamba no hampangina ahy!
Hanidina raha mety natao
Handeha tongotra aho raha mety natao
Ka mandehana
Tsara tso-drano
Tohizo ny lalanao
Fa any indray izao no mila anao
Ka mandehana
Tsara tso-drano
Tohizo ny lalanao
Fa any indray izao no mila anao
Any e
Any e
Any e
Any indray izao no mila anao
Any e
Any e
Any e
Any indray izao no mila anao
Ity foko mitoreo
Nanjary tsy tamàna
Ny alahelo am-poko
Tsy ho haiko hofafana
Fa na dia maniry mafy aza aho
Ny ho eo anilanao
Fa izay no lalànan’ny fiainana
Ka mandehana
Tsara tso-drano
Tohizo ny lalanao
Fa any indray izao no mila anao
Ka mandehana
Tsara tso-drano
Tohizo ny lalanao
Fa any indray izao no mila anao
Any e
Any e
Any e
Any indray izao no mila anao
Any e
Any e
Any e
Any indray izao no mila anao
Written by: NIU RAZA
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...