Lyrics

¤¤ SMAVEN Mafana ¤¤ Mahay raha tianö Mahay raha tiantsika Mahay raha tianö (Tsioka) SMAVEN Avia avia olo jiaby 'Lay ti-hagnano fety izy koa ndre ny ti-hiaigna Malaky aty köa ti-hagnala asa löha, köa ti-hagnadigna porobolemo Aza miasa löha saö vöasiaka vöasiaka Amaray köa mandinika izaigny Anaö hiambesanay (Ahahahaa) Andre hiambesanay (Ohahahaaa) Asiava olo amin'ny piste ary Asiava olo (Eka) Asiava olo amin'ny piste akeo Asiava olo (Eka) Asiava olo amin'ny piste ary Asiava olo (Eka) Asiava olo amin'ny piste akeo Asiava olo (Eka) Aloha allé aloha allé (Ouhé!) Aloha allé aloha allé (Ouhé!) Aloha allé aloha allé (Ouhé!) Aloha allé aloha allé (Ouhé!) Mafana mafana mafana (Eba) Mafana mafana mafana (Eba) Mafana mafana mafana (Eba) Mafana mafana mafana (Hitsefa baba) Mafana mafana mafana e (Eba) Mafana mafana mafana e (Eba) Mafana mafana mafana e (Eba) Mafana mafana mafana e (Hitsefa baba) Akato tsisy tsaiky na olo-be Köa fa latsaka akato efa rodobe Tsisy mifampikötitry mifampimohe (mafana e) (Izaigny ii) Aza magnano sary kerikery Aza magnaiky ataön'olo ndindery Hifaigna föagna f'aza magnaiky ambany e! Samböra 'lay mandalo alöhakanaö samböra aa Samböra 'lay mandalo alöhakanaö samböra yeeeaah aaa Ataöva amin'ny fagnanaövana azy Ataöva amin'ny fagnanaövana azy Ataöva amin'ny fagnanaövana azy Viavy saöfera, lehilahy pasazy Ataöva amin'ny fagnanaövana azy Ataöva amin'ny fagnanaövana azy Ataöva amin'ny fagnanaövana azy Tolognà aza asiagna decalage Alö mitsambikimbikina e Mitsangana f'aza midrikina e Mahaivoka mbakan'ny bikini MA-FA-NA hoà zahö Alö mitsambikimbikina e Mitsangana f'aza malemilemy Mitsefa 'lay managna vody be SA-MBÖ-RA manafo ö Mafana mafana mafana (Eba) Mafana mafana mafana (Eba) Mafana mafana mafana (Eba) Mafana mafana mafana (Hitsefa baba) Mafana mafana mafana e (Eba) Mafana mafana mafana e (Eba) Mafana mafana mafana e (Eba) Mafana mafana mafana e (Hitsefa baba) Eee köa zanaka malagasy olo jiaby alö misaöma e (Oiô) Lombolombon'ny sakay sakay sakay hafanagna Lombolombon'ny sakay Lombolombon'ny sakay hafanagna Fafako ty raianö Nahoana e, nahaona e Fafako ty raianö Nahoana e, nahaona e Hentiko lambanaö (Eka) Hentiko ANTALAHA (Hindesa izio ee) Hentiko SAMBAVA (Eka) Hentiko VOHEMAR (Hindesa akagny e) Hentiko vadinao (Heinhein) Hentiko andeha andihy (Tsy amiako anaö ö) Hentiko beranaö (Heinhein) Hentiko andeha mandry (Tsy amiako izio ö) Alefa DJ (Alefa) Alefa DJ (Alefa) Somay raha DJ (Somay) Somay raha DJ (Somay) Eoà DJ (Eoà) Eoà DJ (Eoà) Dontsagna DJ Dontsagna mare DJ Aloha allé aloha allé (Ouhé!) Aloha allé aloha allé (Ouhé!) Aloha allé aloha allé (Ouhé!) Aloha allé aloha allé (Ouhé!) Alahy zah karaha mafana Alahy anao karaha mafana Alahy izy karaha mafana Haaa olo jiaby mafana Amiamiaza rivotra ö Amiamiaza rivotra ö Amiamiaza rivotra ö Saö ndreka toragna hafanagna Mafana mafana mafana (hafanagna e) Mafana mafana mafana (Aia tany homboagna) Mafana mafana mafana (Toragna hafanagna e) Mafana mafana mafana (Aia tany homboagna) Mafana mafana mafana e (Mafy hafanagna e) Mafana mafana mafana e (Aia tany homboagna) Mafana mafana mafana e (Toragna hafanagna e) Mafana mafana mafana e ((Aia tany homboagna) Ouhooh zanak'i SAVA misaöma e (Zanak'i SAVA misaöma e) Zanak'i SAVA misaöma e Hililelelaïlailala
Writer(s): Hery Rahaingomanana Lyrics powered by www.musixmatch.com
instagramSharePathic_arrow_out