album cover
T
337
World
T was released on December 5, 2020 by BOLO as a part of the album T - Single
album cover
Release DateDecember 5, 2020
LabelBOLO
LanguageFrench
Melodicness
Acousticness
Valence
Danceability
Energy
BPM89

Credits

PERFORMING ARTISTS
BOLO
BOLO
Performer
COMPOSITION & LYRICS
Mirindra RANDRIANARISOA
Mirindra RANDRIANARISOA
Songwriter

Lyrics

Te tia anao hono izy hoe
Tena te ho ana hono izy, hono hoe
Tena te tia anao hono izy, eh yeah !
Tena te ho anao hono izy, hoe
Nana nana nanana nana nana
Nana nana nanana nana nana
Nana nana nanana nana nana
Nana nana nanana nana nana
Te tia anao hono izy hoe
Tena te ho ana hono izy, hono hoe
Tena te tia anao hono izy, eh yeah !
Tena te ho anao hono izy, hoe
Fa saika tsy hitan'i zandry izay kozy tononina
'Lay sipa nefa hitako amin'ny endriny f'efa tena vonona
Dia hoy aho mantsy an'i zandry hoe maninona raha tonga dia tolomina
Fa raha maty izy velomina, raha maty izy velomina
Fa io fitiavana io anie ka mihatra aman'aina
Fa io fitiavana io anie ka mihatra aman'aina
Fa io fitiavana io anie ka mihatra aman'aina
Fa io fitiavana io anie ka mihatra aman'aina
Te tia anao hono izy hoe
Tena te ho ana hono izy, hono hoe
Tena te tia anao hono izy, eh yeah !
Tena te ho anao hono izy, hoe
Ialahy ve hiditra amin'ny tery ary moa fa anaovy aloha izay antonona
Amin'ilay tsy mila misisika akory, tsy mila sintosintomina
Mandeha io, mandeha io tsy mikatso rehefa tsindromina
Lasa ilay zavatra nangonina, 'lay zavatra nangonina
Fa io fitiavana io anie ka mihatra aman'aina
Fa io fitiavana io anie ka mihatra aman'aina
Fa io fitiavana io anie ka mihatra aman'aina
Fa io fitiavana io anie ka mihatra aman'aina
Fa io fitiavana io anie ka mihatra aman'aina
Fa io fitiavana io anie ka mihatra aman'aina
Fa io fitiavana io anie ka mihatra aman'aina
Fa io fitiavana io anie ka mihatra aman'aina
Te tia anao hono izy hoe
Tena te ho ana hono izy, hono hoe
Tena te tia anao hono izy, eh yeah !
Tena te ho anao hono izy, hoe
Written by: Mirindra RANDRIANARISOA
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...