album cover
Noana
32
World
Noana was released on March 25, 2023 by BOLO as a part of the album Ravitoto
album cover
Release DateMarch 25, 2023
LabelBOLO
LanguageEnglish
Melodicness
Acousticness
Valence
Danceability
Energy
BPM82

Music Video

Music Video

Credits

PERFORMING ARTISTS
BOLO
BOLO
Performer
COMPOSITION & LYRICS
Mirindra RANDRIANARISOA
Mirindra RANDRIANARISOA
Songwriter

Lyrics

Textes NOANA
‘Zaho tsy mety voky, izy tsy mety lany
Na ritra na rony no ao anaty vilany
Ka raha mbola misy ao dia manesika ihany
Dia izay tsy mety asiana sira asiana siramamy
Refrain :
Dia nitsoraka aho
Nihoraka aho
Nokarakaraina dia nivoraka
Dia nitsoraka aho
Nihoraka aho
Nokarakaraina dia nivoraka
Dia nitsoraka aho
Nihoraka aho
‘Lay mpikarakara aza nivoraka
Dia nitsoraka aho
Nihoraka
Dia nivoraka
Fa tsy lavorary ny tontolonao
Fa raha mba manana ianao
Raha misy kely any dia zarao
Dia tsy nahalala onona fa nihinana
Tenda-kanina ny aty hoy aho fa aza mifaninana
Fa mbola tsy nirotsaka io dia tratrako eny am-panidinana
Tsy nozaraiko an’iza n’iza fa laniko am-pahanginana
Refrain :
 Dia nitsoraka aho (nitsoraka)
Nihoraka aho (nihoraka)
Nokarakaraina dia nivoraka
Dia nitsoraka aho (nitsoraka)
Nihoraka (nihoraka)
Nokarakaraina dia nivoraka
 Dia nitsoraka aho (nitsoraka)
Nihoraka aho (nihoraka)
‘Lay mpikarakara aza nivoraka
Dia nitsoraka aho (nitsoraka)
Nihoraka (nihoraka)
Dia nivoraka
‘Fa tsy lavorary ny tontolonao
Fa raha mba manana ianao
Raha misy kely any dia zarao
Teo am-pandevonana aho vao lasa saina
Ny andro mitatao vonona, migaingaina
Nanotika, nanehitra tena nanaintaina
Tonga saina. Rehefa be loatra kay mihatra aman’aina
Any misy mety tsy mihinana, mitaraina
Ny ahy vao tsy ampy dozy kely dia miferinaina
Saika maty aho fa sitrana nony maraina
Tonga saina. Rehefa be loatra kay azo zaraina
Fa tsy lavorary ny tontolonao
Fa raha mba manana ianao
Raha misy kely any dia zarao
Fa tsy lavorary ny tontolonao
Fa raha mba manana ianao
Raha misy mihoatra any dia zarao
Written by: Mirindra RANDRIANARISOA
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...