album cover
Nofy
58
World
Nofy was released on March 25, 2023 by BOLO as a part of the album Ravitoto
album cover
Release DateMarch 25, 2023
LabelBOLO
LanguageEnglish
Melodicness
Acousticness
Valence
Danceability
Energy
BPM86

Music Video

Music Video

Credits

PERFORMING ARTISTS
BOLO
BOLO
Performer
COMPOSITION & LYRICS
Mirindra RANDRIANARISOA
Mirindra RANDRIANARISOA
Songwriter

Lyrics

Lyrics NOFY
An an an an !
An an an an !
Verse 01
Manaiky aho fa tsy lany
Tsy ho tapitra androany
Ny revy eto an-tany
Kanefa dia toa mamy
Ohatra ‘lay nofy any ambadika any
Ho tanteraka ve izany ?
Sa ho lasan’ny vinany fotsiny any ?
Refrain :
Eeeh ! ‘Ndao, ndao !
‘Ndao raha iainana ‘lay nofinao
Amantarana ‘lay nosinao
‘Zay babena ao an-damosinao
Oooh ! Amin’izay
Kobon-dry lerony fa hay milay
Ny fifankatiavantsika hatramin’izay
An an an an !
An an an an !
Verse 02
Manaiky aho fa mahery
Mitondra mahavery
Ny revy avy any ivelany any
Kanefa dia io ihany
No averintsika mankany
Tsy handreraka ve izany ?
Aiza ny vokatry ny tany ?
Sa efa lany ?
Aza avela ao an-tsaina, aza avela ao an-tsaina ao, yeah !
Aza avela ao an-tsaina fa sao dia tsy hainy hoy aho e !
Aza avela ao any-tsaina, aza avela ao an-tsaina ao, yeah !
Refrain :
Eeeh ! ‘Ndao, ndao !
‘Ndao raha iainana ‘lay nofinao
Amantarana ‘lay nosinao
‘Zay babena ao an-damosinao
Oooh ! Amin’izay
Kobon-dry lerony fa hay milay
Ny fifankatiavantsika hatramin’izay
Verse 03
Sao dia tsy hainy leitsy fa izany Dago izany
Kintana mamiratra fa tsy dabam-pako izany
Tsy zakan’ny rivotra hazo avo lalim-paka izany
Olona midemerda, raha dona mahazaka izany
Na matsiro aza leitsy ny revy e
Ataovy daholo ary fa aza asiana bedy e
Rehefa ny kolontsaina no tsy voarebireby e
Dia feno antsika izao tontolo izao leitsy, baby e
Refrain :
Eeeh ! ‘Ndao, ndao !
‘Ndao raha iainana ‘lay nofinao
Amantarana ‘lay nosinao
‘Zay babena ao an-damosinao
Oooh ! Amin’izay
Kobon-dry lerony fa hay milay
Ny fifankatiavantsika hatramin’izay
Written by: Mirindra RANDRIANARISOA
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...