album cover
Zamila
16
World
Zamila was released on March 25, 2023 by BOLO as a part of the album Ravitoto
album cover
Release DateMarch 25, 2023
LabelBOLO
LanguageEnglish
Melodicness
Acousticness
Valence
Danceability
Energy
BPM109

Credits

PERFORMING ARTISTS
BOLO
BOLO
Performer
COMPOSITION & LYRICS
Mirindra RANDRIANARISOA
Mirindra RANDRIANARISOA
Songwriter

Lyrics

Textes ZAMILA
Verse 01
‘Zaho mila revy amin’ilay matsiro
‘Lay mandeha foana na dia maty jiro
Raha misy tonga eo tonga dia ampidiro
Satria ‘zaho mila revy amin’ilay matsiro
‘Zaho mila revy amin’ilay milamindamina
Ny ambonimbony dia avy eo ambanimbany
Aza asiana sira f’efa mamimamy
‘Zaho mila revy amin’ilay milamina
Refrain :
Zamila aaa, zamila aaa !
Zamila aaa, zamila aaa !
Verse 02
‘Zaho mila revy amin’ilay matsiro
‘Lay mandeha foana na dia maty jiro
Raha misy tonga eo tonga dia ampidiro
Satria ‘zaho mila revy amin’ilay matsiro
‘Zaho mila revy amin’ilay milamindamina
Ny ambonimbony dia avy eo ambanimbany
Aza asiana sira f’efa mamimamy
‘Zaho mila revy amin’ilay milamina
Mila revy amin’ilay tsy misy korontana
Roa ny aviavy dia isa ny amontana
Ho raisiko amin’ny hahiany, raisiko amin’ny habotany
Alaivo moramora aza ongotana
Mila revy amin’ilay tsy misy korontana
Roa ny aviavy dia isa ny amontana
Ho raisiko amin’ny hahiany, raisiko amin’ny habotany
Alaivo moramora aza ongotana
Refrain :
Zamila aaa
Zamila, zamila, zamila, zamila, zami…
Zamila aaa
Zamila, zamila, zamila, zamila, zami…
Mila mirevy aloha dia mila miaina (Mila mirevy aloha dia mila miaina)

Tsy ankiandry marary sady ankiandry malaina (Mila mirevy aloha dia mila miaina)
Mila mirevy aloha dia mila miaina (Mila mirevy aloha dia mila miaina)
Fa ny rahampitso mbola ramaraina (Mila mirevy aloha dia mila miaina)
Zamila aaa !
Written by: Mirindra RANDRIANARISOA
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...