album cover
Mazava
1
Hip-Hop/Rap
Mazava was released on July 22, 2023 by STASHMUSIC as a part of the album Mazava - Single
album cover
Release DateJuly 22, 2023
LabelSTASHMUSIC
LanguageFrench
Melodicness
Acousticness
Valence
Danceability
Energy
BPM63

Credits

COMPOSITION & LYRICS
Lova Rakotomalala
Lova Rakotomalala
Songwriter
Mandimby Hery RABOTOVAO
Mandimby Hery RABOTOVAO
Songwriter
Njaratsiry ANDRIATSARASON
Njaratsiry ANDRIATSARASON
Songwriter
PRODUCTION & ENGINEERING
Bil Studio
Bil Studio
Mixing Engineer, Recording Engineer
Futuramar Corp
Futuramar Corp
Mastering Engineer

Lyrics

Fenoina ny verra roulena ny pure
Mila mailo na efa sûr (Yeah)
Radem tsy kobo fa androany ny futur
Ny lasa tsy adino (Tsy adino)
Zay mitsy ny tsy mampahita tory
Mbola mijoro ah mbola manisy (Mbola manisy)
Masospory, zay le tsy mampitsiky
Kozio azy fa tsy weed no mampivika
Tsy ina akory fa ny fahantrana no manimba
Mato ny piste tsy aki-tsitsy
Tsy maintsy mirap ah tsy maintsy mi insiste (tsy maintsy)
Hatram zao mbola feno raciste (Fuck)
Ambony ny tontondry otran'ny an i Malcolm X
F'Otran ny an i Adonis, raha toa ka mikitikitika ny family
OG otran ny big meech (yeah)
Ny dope mivadika benefice
Maka dia mipitsika
Aveo miroulle big spliff (Yeah)
Focus anaty capuche
Tsy miova fa mandroso
Mijanona real ny ambiny bonus (Yeah)
Mandeha ny mandeha ny mandeha ny mandeha
(Mandeha ny mandeha)
Mandihy ny mandihy ny mandihy ny mandihy
(Mandihy ny mandihy)
Mandà ny mandà ny mandà ny mandà
(Tsy koi)
Fa vo mikitika dia mandoa
Mandeha ny mandeha ny mandeha ny mandeha
(Mandeha ny mandeha)
Mandihy ny mandihy ny mandihy ny mandihy
(Mandihy ny mandihy)
Mandà ny mandà ny mandà ny mandà
(Tsy koi)
Fa vo mikitika dia mandoa
Hey, tsy koi na mandoro, zatra mamay otran ny devoly
Fuck ny love fa nena nonoina, dia hatelomy
Tsy tonga handam fa hanakorontana, mampte hamono (Mampte hishoot)
Ny ekipa efa vonona, otran ny hoe 100 zay nefa 10
(Yeah Yeah Yeah)
Aleo hiodina, kobo eny foana zay fosika(Fosika)
Tsy reusta, i am a madafuckin monster (Monster)
Feno hatezerana ny cendar feno toncar
Erakin ny lalana feno fatina fahavalo
(Dead)
Hatreto alo ca va! Tsisy miala, mbola masaha
Tsy kobo ela tanaty combat, rehefa tafa ah aza miantso ah
Ny adalako tsisy hitana, tsisy papa ah tsisy mama ah
Plomo fa tsisy plata, ny akaman ny adva tsy akama
Tsy rima fa faya no mivoaka ny vava
Dorako ny mic fa mila asiana mazava
Tsy rima fa faya no mivoaka ny vava
Dorako ny mic fa mila asiana mazava
(Dorako ny mic fa mila asiana mazava)
Mandeha ny mandeha ny mandeha ny mandeha
(Mandeha ny mandeha)
Mandihy ny mandihy ny mandihy ny mandihy
(Mandihy ny mandihy)
Mandà ny mandà ny mandà ny mandà
(Tsy koi)
Fa vo mikitika dia mandoa
Mandeha ny mandeha ny mandeha ny mandeha
(Mandeha ny mandeha)
Mandihy ny mandihy ny mandihy ny mandihy
(Mandihy ny mandihy)
Mandà ny mandà ny mandà ny mandà
(Tsy koi)
Fa vo mikitika dia mandoa
Written by: Lova Rakotomalala, Mandimby Hery RABOTOVAO, Njaratsiry ANDRIATSARASON
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...