Lyrics

Sheesh Sheesh Sheesh Sheesh Sheesh Sheesh Go ahead and tell everybody Go ahead and tell everybody Agnay zanak'i Gasikara e Tsy manary tanindrazana Agnay zanak'i Gasikara e Tsy manary tanindrazana Agnay zanak'i Gasikara e Tsy manary tanindrazana Agnay zanak'i Gasikara e Tsy manary tanindrazana Go tell my people I represent I don't do talking I am doing it Can't say I'm faking Cause I'm in my element Even my haters Are tuning in Sounds of the Indian Ocean o You already know that's I'm where from o Sun shines bright in my kingdom Paradise is the place I call home Go ahead and tell everybody (go ahead) Won't you go ahead and tell everybody Go ahead and tell everybody (go ahead) Won't you go ahead and tell everybody Agnay zanak'i Gasikara e Tsy manary tanindrazana Agnay zanak'i Gasikara e Tsy manary tanindrazana Agnay zanak'i Gasikara e Tsy manary tanindrazana Agnay zanak'i Gasikara e Tsy manary tanindrazana Agnay zanak'i Gasikara e Tsy manary tanindrazana Agnay zanak'i Gasikara e Tsy manary tanindrazana Agnay zanak'i Gasikara e Tsy manary tanindrazana Agnay zanak'i Gasikara e Tsy manary tanindrazana Yeahhh reharehanay Zahay koa Malagasy e (Oh na aiza na aiza alehanay) Zahay koa Malagasy e (Na aiza tany misy anay) Agnay koa Malagasy e (Oh na aiza na aiza alehanay) Agnay toy Malagasy e (Na aiza tany misy anay) My people gave me thick skin Eating dirt is where I thrive My grandma gave me blessings To go out there and claim what's mine She used to tell me: "Aza manadino ny tany naviagna e Aza manadino ny tany nahabe Oh tsarovy fa ianao Malagasy e" Go ahead and tell everybody (go ahead) Won't you go ahead and tell everybody Go ahead and tell everybody (go ahead) Won't you go ahead and tell everybody Asehoy olo jiaby fa ny Malagasy mahay manao fety Ahetseo aleo ho fanina ny mason'ireo mpangala-pijery Omeo lalana ireo izay manodina, omeo sehatra kely Hainareo fa tsy misy fety gasy raha tsy mba manintsana kely Io ara ilay tsisy taolana Io ara ilay tsisy taolana Ny ilany fotsiny no mihetsika Ny ilany fotsiny no mihetsika Ahodino ahodino, aoka izay Ahodino ahodino, aoka izay Yeahhh reharehanay Zahay koa Malagasy e (Oh na aiza na aiza alehanay) Zahay koa Malagasy e (Na aiza tany misy anay) Agnay koa Malagasy e (Oh na aiza na aiza alehanay) Agnay toy Malagasy e (Na aiza tany misy anay) Agnay zanak'i Gasikara e Tsy manary tanindrazana Agnay zanak'i Gasikara e Tsy manary tanindrazana Agnay zanak'i Gasikara e Tsy manary tanindrazana Agnay zanak'i Gasikara e Tsy manary tanindrazana Agnay zanak'i Gasikara e Sheesh Sheesh Sheesh Sheesh Sheesh Sheesh
Writer(s): Lalaina Rakotoarimanana Lyrics powered by www.musixmatch.com
instagramSharePathic_arrow_out