album cover
Saino
181
Rock
Saino was released on February 27, 2025 by Nudacy Records as a part of the album 5
album cover
Album5
Release DateFebruary 27, 2025
LabelNudacy Records
Melodicness
Acousticness
Valence
Danceability
Energy
BPM71

Music Video

Music Video

Credits

PERFORMING ARTISTS
Ambondrona
Ambondrona
Performer
COMPOSITION & LYRICS
Mamy Toky
Mamy Toky
Composer, Lyrics
PRODUCTION & ENGINEERING
Ambondrona
Ambondrona
Producer

Lyrics

Mambabo ny fanahy
Izay rehetra ataonao ahy
Tsy hoe inona na koa hoe ahoana
Ireo fakam-panahy ouh!
Mahamay mandoro ka tsy tantinao
Avelao fotsiny any
Tazoninao ny soa sy tsara
Tsy mety ny hanandratsy
Ho anao ihany
No hanoratako ity soratro hitoetra any aho re
Ny tenanao ihany izay no ambarako
Fiainana manam-petra sainonao
Natao ny tsy hiteny raha misy ny tsy mety
Diso in-1 in-2 fa raha izany no iainana
Mananatra ny hendry aho
Raha sitrakao d avelao
Hilaza ny ao am-po sy saina
Raha mangidy fa mamy ny miaina
Tezoninao.............
Ho anao ihany.......
Written by: Mamy Toky
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...