album cover
Antso
264
Rock
Antso was released on April 19, 2021 by Nudacy Records as a part of the album Havaoziko
album cover
Release DateApril 19, 2021
LabelNudacy Records
Melodicness
Acousticness
Valence
Danceability
Energy
BPM72

Credits

PERFORMING ARTISTS
Ambondrona
Ambondrona
Performer
COMPOSITION & LYRICS
Ranto Harinaivo Ramarokoto
Ranto Harinaivo Ramarokoto
Composer, Lyrics
PRODUCTION & ENGINEERING
Ambondrona
Ambondrona
Producer

Lyrics

Ray, raha niantso Anao aho fa resin'ny fiainana
Fay,tsy te hiala Aminao
Fandrao lavo indray aho na tsy hay
Fa ny fo feno loto
Ilay nitalaho taminao
Ka raiso aho
Raiso ho Anao
Fa vonona ho diovina indray
Soa fa manana Anao
Manome toky ahy hatrizay
Fo efa lao tokoa
Ka vonona indray aho ny handray
Anao ho mpiahy
Ny fiainana hoaviko aho
Ka miantso aho
Hoe ra sitrakao
Ny làlako re hazavao
Ka dia ho miratra
Tsy ho maloka raha ny momba ahy
Ianao Ray no hitantana ahy
Ekeko izay avy Aminao
Miantso Anao
Omeo izay anjara ho soa
Ka mba manantena Anao ry Ray Tsitoha
Ray,'zao vavako izao
Asandratro hiderana Anao
Fo,eny,misaotra Anao
Noho ny fiainako hatrizay
Ianao,ô ry Ray
No ekeko ho mpitarika ahy
Ka raiso aho Raiso fa Anao
Miantso Anao mandrakizay
Ka dia ho miratra
Tsy ho maloka raha ny momba ahy
Ianao Ray no hitantana ahy
Ekeko izay avy Aminao
Miantso Anao
Omeo izay anjara ho soa
Ka mba manantena Anao ry Ray Tsitoha (2)
Written by: Ranto Harinaivo Ramarokoto
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...