album cover
Tsimanetsa
76
Rock
Tsimanetsa was released on September 20, 2024 by X-Ray Production as a part of the album Maso Mahita
album cover
Release DateSeptember 20, 2024
LabelX-Ray Production
Melodicness
Acousticness
Valence
Danceability
Energy
BPM184

Credits

PERFORMING ARTISTS
The Dizzy Brains
The Dizzy Brains
Performer
COMPOSITION & LYRICS
Andrianarisoa Eddy
Andrianarisoa Eddy
Composer
Andrianarisoa Mahefa
Andrianarisoa Mahefa
Composer
Andriambelo Harinjo
Andriambelo Harinjo
Composer
RAMAMONJISOA Prudence
RAMAMONJISOA Prudence
Composer
David Christophe
David Christophe
Composer
Yann Hernot
Yann Hernot
Composer

Lyrics

Be oalaoala
Oe raha tsy izy dia tsy ho toy izao
Ny eto an-tanana
Tsy vaky love manao ny tsy fanao
Na efa ramari na maina mandeha ho azy
Oe ilay revy ety ry lerony no manalazy
Manaikitra mandoro
Tsy be kozy noana be
Vao mitraka dia gli
Bisous bisous Sucré
Ireo tsy tamana
Te hitroatra,miseho azy ho mafy be
Ny eto an-tanana
Vao mikozy dia gagazo efa paré
Na efa ramari na maina mandeha ho azy
Oe ilay revy ety ry lerony no manalazy
Manaikitra mandoro
Tsy be kozy noana be
Vao mitraka dia gli
Bisous bisous Sucré
Mangirifiry
Adinoy ilay miara ory e
Ilay firaisan-kina
Hono oa toa balarora a
Tsy misy fihany
Galeoka be kopazy oa
Toa lasa bibidia, devoly miseho be fantsy
Oe ilay gasy ety, mifanopa mifanaratsy
Oe Rasoa pro Dada, Rakoto Radomelina
Tsy gasy ny ao am-po fa toa lasa makorelina
Be fikasana
Oe manonofy ny ho lasa mafy be
Fa tsy afa-bela
Satria elah tsy akaman'ny deba be
Na efa ramari na maina mandeha ho azy
Oe ilay revy ety ry lerony no manalazy
Manaikitra mandoro
Tsy be kozy noana be
Vao mitraka dia gli
Bisous bisous Sucré
Mangirifiry
Adinoy ilay miara ory e
Ilay firaisan-kina
Hono oa toa balarora a
Tsy misy fihany
Galeoka be kopazy e
Toa lasa bibidia, devoly miseho be fantsy
Oe ilay gasy ety, mifanopa mifanaratsy
Oe Rasoa pro Dada, Rakoto Radomelina
Tsy gasy ny ao am-po fa toa lasa makorelina
Dory amin'izay
Fongory amin'izay
Hovay amin'izay
Written by: Andriambelo Harinjo, Andrianarisoa Eddy, Andrianarisoa Mahefa, David Christophe, RAMAMONJISOA Prudence, Yann Hernot
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...