album cover
Balarora
1
Rock
Balarora was released on September 20, 2024 by X-Ray Production as a part of the album Maso Mahita
album cover
Release DateSeptember 20, 2024
LabelX-Ray Production
Melodicness
Acousticness
Valence
Danceability
Energy
BPM104

Music Video

Music Video

Credits

PERFORMING ARTISTS
The Dizzy Brains
The Dizzy Brains
Performer
COMPOSITION & LYRICS
Andrianarisoa Eddy
Andrianarisoa Eddy
Composer
Andrianarisoa Mahefa
Andrianarisoa Mahefa
Composer
Andriambelo Harinjo
Andriambelo Harinjo
Composer
RAMAMONJISOA Prudence
RAMAMONJISOA Prudence
Composer
David Christophe
David Christophe
Composer
Yann Hernot
Yann Hernot
Composer

Lyrics

Diniho kely anie jereo ny manodidina anlah
Fa mitapy sy marary
Mihoso-potaka amin’ny tany
Ny kely mikarataka eny
Miady mafy, mivavaka
Ataon’ny sasany soavaly
Zapiny fa be vinany
Ekeo ny safidin’lah
Reveo manja any anaty combat
F’efa izay no anjaralah
Nofinofy sisa ny ho avy e !
Fahaizana izany tsy ilaina
Izay be boritra no manaintaina
Fanjakan’ireo kely saina
No sisa hantenaina e !
Kely aina, mivoavoa
Manao ho azy ho bandy e !
Mpandravarava e !
Miseho azy ho deba be !
Fa balarora
Tsy mahasaky hidona
Toe tsaina foza
Mpamono lolo no be dia be
Tery saina miseho be loha
Be kozy, miseho be fantsy e !
Manjakanjaka e !
Miseho azy ho deba be !
Fa balarora
Tsy mahasaky hidona
Toe tsaina foza
Mpamono lolo no be dia be
Fa habadoana ny azy dia ny seza no tompoiny
Isika no manaiky
Dia izy no mibaiko
Fa trondro any an’tanan-tsaka
Tsy ho azonlah intsony
Isika no nanaiky
Oe ny vola no mibaiko
Ekeo ny safidin’lah
Reveo manja any anaty combat
F’efa izay no anjaranlah
Nofinofy sisa ny ho avy !
Fahaizana izany tsy ilaina
Izay be boritra no manaintaina
Fanjakan’ireo kely saina
No sisa hantenaina e !
Kely aina, mivoavoa
Manao ho azy ho bandy e !
Mpandravarava e !
Miseho azy ho deba be !
Fa balarora
Tsy mahasaky hidona
Toe tsaina foza
Mpamono lolo no be dia be
Tery saina miseho be loha
Be kozy, miseho be fantsy e !
Manjakanjaka e !
Miseho azy ho deba be !
Fa balarora
Tsy mahasaky hidona
Toe tsaina foza
Mpamono lolo no be dia be
Diniho kely anie jereo ny manodidina anlah
Fa mitapy sy marary
Mihoso-potaka amin’ny tany
Ny kely mikarataka eny
Miady mafy, mivavaka
Ataon’ny sasany soavaly
Zapiny fa be vinany
Ekeo ny safidin’lah
Reveo manja any anaty combat
F’efa izay no anjaranlah
Nofinofy sisa ny ho avy e !
Fahaizana izany tsy ilaina
Izay be boritra no manaintaina
Fanjakan’ireo kely saina
No sisa hantenaina e !
Kely aina, mivoavoa
Manao ho azy ho bandy e !
Mpandravarava e !
Miseho azy ho deba be !
Fa balarora
Tsy mahasaky hidona
Toe tsaina foza
Mpamono lolo no be dia be
Tery saina miseho be loha
Be kozy, miseho be fantsy e !
Manjakanjaka e !
Miseho azy ho deba be !
Fa balarora
Tsy mahasaky hidona
Toe tsaina foza
Mpamono lolo no be dia be
Written by: Andriambelo Harinjo, Andrianarisoa Eddy, Andrianarisoa Mahefa, David Christophe, RAMAMONJISOA Prudence, Yann Hernot
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...