album cover
Bibidia
20
Rock
Bibidia was released on September 20, 2024 by X-Ray Production as a part of the album Maso Mahita
album cover
Release DateSeptember 20, 2024
LabelX-Ray Production
LanguageEnglish
Melodicness
Acousticness
Valence
Danceability
Energy
BPM155

Credits

PERFORMING ARTISTS
The Dizzy Brains
The Dizzy Brains
Performer
COMPOSITION & LYRICS
Andrianarisoa Eddy
Andrianarisoa Eddy
Composer
Andrianarisoa Mahefa
Andrianarisoa Mahefa
Composer
Andriambelo Harinjo
Andriambelo Harinjo
Composer
RAMAMONJISOA Prudence
RAMAMONJISOA Prudence
Composer
David Christophe
David Christophe
Composer
Yann Hernot
Yann Hernot
Composer

Lyrics

Ekena lesy misy ny fahalemenay
Manimba maniasia
Ny sainay lesy potika toy ny ao amponay
Manofy ny ho bibidia
Kanefa lesy Iza no mba hitarainanay
Antsoinay mba hiara-dia
Rava ilay akany
Manjaka ilay tomany
Mahatsiaro ohatran’ny ondry mania
Ka Vonjeo e !!
Tsy misy miraharaha raha vao kely leka
Hisoparan’zalahy ny ampelatanana
Ka dia ho aiza isika, andeha ho aiza oa !!
Toa bandy tsy misy fika, vonjeo zalah !!
Raovina lesy no hisy hanampy amin’izay
Ireo bandy kely fitia
Angamba rehefa ho avy ilay nofy fahizay
Oe ny gasy hiara-dia
Ny anio aloha miady mafy mba ho voaray
Ho olombanona ety
Hanangana akany
Na tsiky na tomany
Hiady na dia feno bibidia
Tsy misy miraharaha raha vao kely leka
Hisoparan’zalahy ny ampelatanana
Ka dia ho aiza isika, ank’aiza oa !!
Toa bandy tsy misy fika, vonjeo zalah !!
Written by: Andriambelo Harinjo, Andrianarisoa Eddy, Andrianarisoa Mahefa, David Christophe, RAMAMONJISOA Prudence, Yann Hernot
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...