album cover
So High
album cover
So High was released on September 10, 2024 by Tioramar Corp. as a part of the album So High - Single
September 10, 2024
LabelTioramar Corp.
LanguageEnglish
BPM104
Melodicness
Acousticness
Valence
Danceability
Energy

Lyrics

You make me feel baby something
De rehefa mamomamo iny aho
Manao raha izay tiany
Rehefa anilany tiana anaty feeling
Niova lasa mamy
Hatramin'ny mangidy
Dia rehefa ianao mi-flexx & chill
Anaty ny Party
Manao fihetsika mamomamo
Fa sexy
Vao ankilanao mama ah
Za koa mazaka raha
Ankilanao mazaka revy
Ankilanao mazaka revy za
Ao m'bling, ao m'blague, ao m'bleuf
Miodina ah, de miodina manaraka ao an-damosiko ao ny keuf
Tsisy bisounours, hardcore anaty teuf
Maharaka ny meuf, miodina ahy fa manitra ny peuf
Anaty classe E, classe G, anaty suite
Mipassy passy rima, d'efa miainga indray ny swing
Mibika samy swag
Izay dizina maka sisiny ao tsy lagy,
Apreriko ny spliff, miainga ny inspi, de mivoaka le rima m'shlag,
Calme calme, revy tsy azahona oscar lesy oklm
Mivoaka daholo ny charme,
Miodina ny ville ah, ohatran'ny anaty film ah, tsy mivoana, Tsy mivoaka ny karma, ya ya
Miodina ny ville ah, ohatran'ny anaty film ah, tsy mivoana, Tsy mivoaka ny karma
So high ah,
Fiainanay mihitsy izao milay ah
Maniditsidina ahy, m' fly ah
Tsy misy miasa saina ny amaray ah
Izao mihitsy izao mety eh
Ilay fiarahana mifety eh
Izao mihitsy izao no mety hoa
Ilay fiarahana m'fiesta ah
Coq it up
Ambanimbany gyal style pon di yrof
Vaky ydov
African style à la Davido
Vao 'zahay no zarika dia ombaim ylom
Ny manodidina efa mailo
Fa efa kopy hatramin'ny ecilop
Soldat za meza top
Spes' purss fa neva coc neva rox
Tsy fosika fa badman mila gyal clean
Neva coxe fa sode lost manary poste
Lalao tsy tapitra ny saina micapte
Sao tratra ny kapok'atoka
dia safotra dia tsy avotra
consommateur ah fa tsy daboka
Fa ton' de miparitaha
Samy hafa ny drafitra
Non!!
Raha derika aho tsy ivarotra
Tantara mitohy hoa nen'i Trimobe sy Soitika
Efa lost efa mihaino angano de mivanitika
Efa high
Efa milay
Hi-étude an'ilay after iarahantsika indray
Falifaly mila chill
F'aza mifamilafila
Samy efa lost ny Spilz
De miseo daholo izao ny skillz
Fa mifanome courage
Falifaly manazy eh!
Tsy misy te hiala daholo ny kil
So high ah
Fiainanay mihitsy izao milay ah
Maniditsidina ah m' fly ah
Tsy misy miasa saina ny amaray ah
Izao mihitsy izao mety eh
Ilay fiarahana mifety eh
Izao mihitsy izao no mety hoa
Ilay fiarahana m'fiesta ah
Written by: Franck Alain Razakarisoa, Teddy
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...