album cover
Hold up
album cover
Hold up was released on November 24, 2024 by Tioramar Corp. as a part of the album Hold up - Single
November 24, 2024
LabelTioramar Corp.
LanguageEnglish
BPM125
Melodicness
Acousticness
Valence
Danceability
Energy

Music Video

Music Video

Lyrics

Raha mba te ho tafa mila maka risque
De aleko nande m'braquage
Miaraka amin'ny équipe
Efa anatin'ny sac ny money
Mandeha mafy be ny boto eny amin'ny périf
Sady mi-esquive po-po-police
Sady mi-esquive po-po-police
Efa anatin'ny sac ny money
Mandeha mafy be ny boto eny amin'ny périf
Sady mi-esquive po-po-police
Sady mi-esquive po-po-police
Tsy maintsy misy ny tebiteby
Ny fanahy mivezivezy
Mety anio ny andro farany
Mety ho lavo aho mety handresy
Ny saina mila tonia tsara
Tetik'ady efa maty paika
Fa tsy fantatra anefa ny mety hitranga
Mety hitsiky mety hikipy
Efa tsy hay intsony
Fa izay lalany any
Ny akamako mivavaka mafy
Mangataka amin'I Avo
Mba ho lasa mazava
Nefa vao diso famindra miakapoka
Mianjera lavo
Aller simple tsisy retour
Roapolo taona tsy misy recours
Fa vola io d'efa ndao ihany
Fonosako vy, gillet par balles
(Shoot shoot bang bang)
Raha mba te ho tafa mila maka risque
De aleko nande m'braquage
Miaraka amin'ny équipe
Efa anatin'ny sac ny money
Mandeha mafy be ny boto eny amin'ny périf
Sady mi-esquive po-po-police
Sady mi-esquive po-po-police
Efa anatin'ny sac ny money
Mandeha mafy be ny boto eny amin'ny périf
Sady mi-esquive po-po-police
Sady mi-esquive po-po-police
Tsotsotra ny life
(Tsotsotra)
Tsy asina stress
(No stress aho)
Jah Jah bless ao
Jah jah Jah bless ao
Anaty 4x4 full back
Arahana metal
Kalash, tokarev izao ny ****
Hanapoaka banks aho
Ilay vola amin'ny brinks ao
Mivoaka ny flingue
(Hold up, hold up)
Rofinay izao ny vola
Tsy misy mitsoaka
Saode mipoaka ny bangz ao
Ny ao an-tsaina maloto
Mila vola ahy maloto oh
En black, en black
Tonga en deux, deux izahay
Tonga mi-attaque e
Ilay vola an'ny brinks
Ilay vola an'ny banks
Ilay vola nofinofin'ny gangz
Ilay vola an'ny brinks
Ilay vola an'ny banks
Ilay vola nofinofin'ny gangz
Raha mba te ho tafa mila maka risque
De aleko nande m'braquage
Miaraka amin'ny équipe
Efa anatin'ny sac ny money
Mandeha mafy be ny boto eny amin'ny périf
Sady mi-esquive po-po-police
Sady mi-esquive po-po-police
Efa anatin'ny sac ny money
Mandeha mafy be ny boto eny amin'ny périf
Sady mi-esquive po-po-police
Sady mi-esquive po-po-police
Mangingina comme d'hab za milatsaka any
Feno ray gony tsara za mipatra any
Hamenomeno kely fa mafy ny ady
N'life ghetto marina efa vita kajy
Lasa ty, to de raofy raofy
Roanjato kilometra isan'ora
Hoento mafy f'aza miaotraotra
Za hoa maika anisa vola
Combiner, Charger
Flic ny nofa ataoko fan e!
Vita kajy de samy miova vam eto!
Misitrika ray volana vao mifanome ny top
Gracias muchachos
Adios amigos
Raha mba te ho tafa mila maka risque
De aleko nande m'braquage
Miaraka amin'ny équipe
Efa anatin'ny sac ny money
Mandeha mafy be ny boto eny amin'ny périf
Sady mi-esquive po-po-police
Sady mi-esquive po-po-police
Efa anatin'ny sac ny money
Mandeha mafy be ny boto eny amin'ny périf
Sady mi-esquive po-po-police
Written by: Franck Alain Razakarisoa, Joel Andrianarisoa, Niaina Angelhia Randrianiandrisoa, Teddy Ravoavy
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...