album cover
MELODIE
7,365
Hip-Hop/Rap
MELODIE was released on December 20, 2024 by FUTURAMAR CORP as a part of the album NY ANIO
album cover
AlbumNY ANIO
Release DateDecember 20, 2024
LabelFUTURAMAR CORP
Melodicness
Acousticness
Valence
Danceability
Energy
BPM67

Music Video

Music Video

Credits

COMPOSITION & LYRICS
Matthieu Jeannoda
Matthieu Jeannoda
Songwriter

Lyrics

Niakatra avany ambany eh
Vo m'shoot a dia panier
Ny apis'nao mbola mandefa DM nefa efa marier
Vrai Life ty fa tsy animé
Ra laozanao za dia mety anirery
Fa tsy esako loha f'aleoko ihany manao papier
Nomeko ny Samy variana
Depasse ko navelako any ariana
Tsy vitany manao rima
Tsy vitany manao hira
Zakai no manahirana
Nareo tsy mety mahita rirany
Mbola napiko rihana
Tsy ho takatrao tsun aleo marihana
Tsy niova ny thème na rapena io na mélodie
Na Sarah na Élodie
Zay badman tsy miova mec eh
Fantany ouni ah dia ozy aho oe iza mou njy ?
Taloha izy monjy monjy sy miavona
Dia zao taraiky eh
Omaly Enao tsy tia ana
Variana enao zao mahita anay mangirana
Ny vatany no hisarihany ahy
R'aty no m'tsapa rano dia ifanena am pyranah
La famille
Manome aho tsy mila valiny
Ra sendra lavo aho dia firy no anampy dia firy aminareo ny ho faly
La famille
Tsy mapiditra tsuny fa ny cercle efa midy
Mafy tanaty peura ouni ela fahiny
Zany ny ep gadona Mbola tsy fahita
Apiseoako anao fa zay tsy vahiny
Na pera na melo ooooh
Zakai M'represent ngueto ooooh
Tsy niova ny thème na rapena io na mélodie
Na Sarah na Élodie
Zay badman tsy miova mec eh
Fantany ouni ah dia ozy aho oe iza mou njy ?
Taloha izy monjy monjy sy miavona
Dia zao taraiky eh
Omaly Enao tsy tia ana
Variana enao zao mahita anay mangirana
Ny vatany no hisarihany ahy
R'aty no m'tsapa rano dia ifanena am pyranah
Omaly Enao tsy tia ana
Variana enao zao mahita anay mangirana
Ny vatany no hisarihany ahy
R'aty no m'tsapa rano dia ifanena am pyranah
Written by: Matthieu Jeannoda
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...