album cover
KALI
631
Hip-Hop/Rap
KALI was released on December 20, 2024 by FUTURAMAR CORP as a part of the album NY ANIO
album cover
AlbumNY ANIO
Release DateDecember 20, 2024
LabelFUTURAMAR CORP
Melodicness
Acousticness
Valence
Danceability
Energy
BPM100

Credits

COMPOSITION & LYRICS
Matthieu Jeannoda
Matthieu Jeannoda
Songwriter

Lyrics

Sexy eb le kali
Fa kobony aho oe rah Zakai so dia mitata be k'anao fikana gamine
Aleo idaboka tsy manina
Anaty demande feno karazany
Tena tiany ouni oe malaza ah
Désolé fa ny foko tsy ho lasanao
F'eny ambony fandriana Enao razana
Ninona koziko izy tsy anaiky fa izy ouni mba te ho akany eeeeoh
Te ikiff ouni izy toute la night fa ny akiziny efa makaleooo oh
Refa mivoka ny song anay na itapotsofina aza aheno oh
N'mc aminio miseo mamay, ho lemako daholo fa maka elo
Roviana ?
Tongava aty a nanata ry copine
Rah zakai ihany ty nao efa kopy
Original tsiaka fa reo copie
Whisky ny Anaty kopy
Ho ajoroko ny bouteille tsisy coti
Ny akizinao mahita ahy lasa coquine
Tongavany aho nefa za tsy nkoty
Ninona koziko izy tsy anaiky fa izy ouni mba te ho akany eeeeoh
Te ikiff ouni izy toute la night fa ny akiziny efa makaleooo oh
Refa mivoka ny song anay na itapotsofina aza aheno oh
N'mc aminio miseo mamay, ho lemako daholo fa maka elo
Miady alou fa te hanakarena
Andao hiaraka atsaka revy
Ety mety ho latsaka rery
Ra ihikiaka mety akarenina
Ameno te-boi na cabaret
Aza be kabary
Zay fikanao eo zay pare
Tsy aty n'iseo be gabary
Mila salaire toy ny reo qatari
Anaty pera bediebe ny ondry very reo zakai mba tarito
Nefa aho tsy afaka ibata anito
Ninona koziko izy tsy anaiky fa izy ouni mba te ho akany eeeeoh
Te ikiff ouni izy toute la night fa ny akiziny efa makaleooo oh
Refa mivoka ny song anay na itapotsofina aza aheno oh
N'mc aminio miseo mamay, ho lemako daholo fa maka elo
Aleo andeha ho no stress eny ambony piste no ifanivana
Tsy kobony akory ny tessi ho very maina aty ra anindry ana
Mandray CB na espèce sady tsisy trosa aty no tsisy indrana
Tsy ho lavo sady tsy ho resy, ny money ouni nge manasitrana
Ninona koziko izy tsy anaiky fa izy ouni mba te ho akany eeeeoh
Te ikiff ouni izy toute la night fa ny akiziny efa makaleooo oh
Refa mivoka ny song anay na itapotsofina aza aheno oh
N'mc aminio miseo mamay, ho lemako daholo fa maka elo
Ninona koziko izy tsy anaiky fa izy ouni mba te ho akany eeeeoh
Te ikiff ouni izy toute la night fa ny akiziny efa makaleooo oh
Refa mivoka ny song anay na itapotsofina aza aheno oh
N'mc aminio miseo mamay, ho lemako daholo fa maka elo
Written by: Matthieu Jeannoda
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...